Enquête Parlementaire - Doublons - Matériels de guerre - COVID-19 - Tuerie Farafangana

Fikaonandoha nasionaly - Fehinkevitra - Concertation nationale - Décisions

Sehatry ny mpanohitra

Hanjakan’ny vazaha ny tany sy ny firenena – Mitsangàna ry Malagasy

Lanzelo Mijery baolina sisa ny Malagasy eto mahita ireto fozaorana manohy ny fifehezana ny fahefana sy fanamafisana ny rafitra handripahana ny fananana sy harempirenena. Tsy...

Rajoelina efa nanary ny maha-gasy azy – Fanambaniana ny Malagasy hoy...

Stefa Lanonana tsotra nefa nanana ny naha-izy azy, ny natao teny Faravohitra nandritra ny fankalazana ny tsingerin-taona faha-74 nahaterahan’ny filoha Marc Ravalomanana, filoha nasionalin’ny antoko...

Vondron’ny kandidà – Hitohy amin’ny herinandro ny hetsika manerana ny Nosy

Isambilo Nitafa tamin’ny mpanao gazety teny Andraharo omaly, ny vondron’ny kandidà 11, nisongadina fa hitohy amin’ny herinandro ho avy io ny hetsika manerana ny Nosy. Araka...

Gasikarako

Michel Narcisse Sakaizambahoaka – Aboahay an-kiaka hazava tsara ny raharaham-pirenena

Nangonin’i Niaina Maneho hevitra momba ny raharaham-pirenena amin’izao fotoana i Michel Narcisse avy amin’ny fikambanana Sakaizambahoaka, aboahay an-kiaka izany hazava tsara hoy izy: "Nandalo kihon-dalana sarotra...

Fihetsiky ny zandary sasany – Manala baraka ny anaran’ny kolonely Ratsimandrava

Ny Valosoa Isaky ny tonga ny 11 Febroary dia tsy tapaka manamarika ny 11 Febroary 1975, vaninandro namonoana ny Kolonely Ratsimandrava, ny fianakaviamben’ny Zandarimariampirenena, eny...

Hetsika misy: manohitra ny tsy rariny – Tsy manaiky ny mbola...

Andry Tsiavalona Miezaka mampiseho fa mbola eo am-pelatanan’ireo milaza ho mpitondra ny hery amin’izao fotoana izao, ka manome baiko ireo manana fitaovam-piadiana hamoritra ny olompirenena,...

Coronavirus - Covid-19

Fitondrana tsy mahaloa volan’olana – 3 volana tsy nomeny karama koa...

Stefa Fitondrana tsy mahaloa volan’olona, sy tsy mpandoa volan’olona marina ity fitondrana Rajoelina amin’izao fotoana izao ity. Tsy vitsy ireo efa tsy naloany, na mbola tsy...

Valanaretina – Mananontanona antsika ny variant delta

Niaina Manontanona antsika eto Madagasikara amin’izao fotoana ny valanaretina coronavirus amin’ny endriny mahery vaika kokoa, variant delta. Raha ny zava-misy ankehitriny, efa ao amin’ireo firenena...

Ako - Sosialy sy Politika

Tsimbazaza, 23 marsa 2024 – Fihaonana amin’ ireo hery politika – Lahatenin’i Christine Razanamahasoa (PAN)

Ny Valosoa Fijalian'ny vahoaka Malagasy “Tsapako sy henoko ireo fitalahoana. Tsapako sy reko ny fitarainana amin’ny fahasarotan’ny fiainantsika. Reko ny tarainanareo tanora. Reko ny tarainanareo rehetra izay tonga eto. Tsapako ary reko ny ady amin’ny fiainana." Tolombahoaka notarihana 15 taona lasa “Tsy izao mihitsy no nifanarahana tompoko o,...

Raharaha Romy Voos Andrianarisoa, talen’ny kabinetran’i Andry Rajoelina teo aloha (tohiny)

Ny Valosoa Tamin’ny alatsinainy 18 marsa teo no nandrasana ny famoahan’ny fitsarana “Southpark Crown Court” ao Londres, mikasika ny didy sy ny sazy manameloka an’i...

8 martsa 2024 – Ambositra, Ambalavao – Andro Manerantany ho an’ny Vehivavy

Ny Valosoa Nanamarika ny andro manerantany ho an’ny vehivavy ny tao amin’ny faritanin’i Fianarantsoa ny alakamisy 8 martsa 2024. Distrika 18 no nandray anjara tamin’izany,...

Kianjaben’i Mahamasina – Asabotsy 24 Febroary 2024 – Fihaonamben’ny fiatrehana ny firenena sy ny...

“Malagasy rehetra miara-manangana firenena vanona miaraka amin’ny Zanahary” Ny Antenimieran’ny Raiamandreny Foko Malagasy (ARFM), ny fikambanana BAAM (Betsileo, Antesaka, Antandroy, Antanosy, Antandroy, Makoa), ny Grand...

Echos - social et politique

« Predator Files » : le logiciel espion en roue libre...

Mediapart DIDIER PAGEAUD « PREDATOR FILES » : TOUTES NOS RÉVÉLATIONS ENQUÊTE Livraisons clandestines par valise diplomatique, infections de téléphones réalisées sans licence ni contrat : pour...

Gérard Andrialemirovason : « le fait que mes parents ont été...

Ny Valosoa Gérard Andrialemirovason, ancien directeur général à la présidence de la république durant le mandat de l’ancien président Didier Ratsiraka, prend la parole dans...

Commune Begidro Ankiroroky – L’opération de sécurisation a augmenté le nombre...

Rajepa Le passage des gendarmes qui ont fait une opération de sécurisation dans la commune de Begidro Ankiroroky district de Belo Tsiribihina, dans la Région...

Affaire Mahery Lanto Manandafy – La gendarmerie nationale se couvre de...

Ny Valosoa Le pouvoir actuel mène une répression croissante à l'encontre des opposants et lanceurs d'alerte. Le lanceur d'alerte Mahery Lanto Manandafy a été condamné...

Fifidianana kaominaly sy monisipaly - 27 Novambra 2019: vaovao, tranga, ady amin'ny halabato

Fikarakarana fifidianana – Miady an-trano koa ny CENI

Helisoa Mihazakazaka ny toe-draharaham-pirenena amin’izao fotoana eto amintsika. Tao aorian’ilay fanambarana nataon’ny filoha lefitry ny CENI Thierry Rakotonarivo ny herinandro lasa teo, momba ny tsy fahatomombanana amin’ny lisi-pifidianana sy ireo karapanondrom-pirenena mitovy laharana nandritra ny fifidianana notanterahana teto amintsika. Izao dia miady an-trano ny ao amin’ity...

Karapanondro mitovy – Tsy avotra ny CENI na mandamin-dresaka aza

Ny Valosoa Mbola nitafa tamin’ny mpanao gazety indray ny CENI, notarihan’ny filohany Hery Rakotomanana omaly, teny Alarobia. Tsy avotra ity rafitra mpikarakara fifidianana ity na...

Anorotsangana-Ambanja – Misy mijoro manohitra ny vokatra fifidianana ben’ny tanàna

Niaina Misy mijoro manohitra ny voka-pidifianana Ben’ny tanàna farany teo amin’izao fotoana, any amin’ny kaominina Anorotsangana, distrikan’Ambanja, faritra Diana. Gaga sy talanjona ny vahoaka tany...

Rina Randriamasinoro – Tsy handroso ny firenena raha mbola manjaka ny tsy fahamarinana

Helisoa Manoloana ny fanambaràna miezinezina nataon'ny CENI tamin’ny nisian’ny karapanondro mitovy laharana miisa 1 tapitrisa mahery, tamin’ny lisi-pifidianana nampiasaina hatramin’izay, sy nikitihana ny lisi-pifidianana dia...

MIARA-MANONJA

Miara-manonja - Ny horonam-peo - Dingana 1

Ny Valosoa Vaovao FB

Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

FARATSIHO- Noho ny fisalasalana dia nahafahana daholo ireo olona voaantso tao Faratsiho izay noendrikendren’ny kandidà Henriette Lalatiana fa namoaka bulletin pré-coché ho an’ny kandidà Mily, ka ao anatin’izany ny chef CID.
Porofo izany fa tsy mitombona ny fitoriany.
Ary inona no ho lazain’ny HCC?
Miandry ampitoniana isika rehetra.

FARATSIHO- Noho ny fisalasalana dia nahafahana daholo ireo olona voaantso tao Faratsiho izay noendrikendren’ny kandidà Henriette Lalatiana fa namoaka bulletin pré-coché ho an’ny kandidà Mily, ka ao anatin’izany ny chef CID.
Porofo izany fa tsy mitombona ny fitoriany.
Ary inona no ho lazain’ny HCC?
Miandry ampitoniana isika rehetra.
... TohinyFintinina

3 andro lasa

5 CommentsComment on Facebook

Ilay ramatoa iny no efa simb ny sainy , ny olona no korotaniny miaraka aminy , tsy mety izany eee, Mily no depute Faratsiho , izay ihany di ampy sy milamina

Tsy te hijabaka @ izany koa ny Fitsarana e.

Fa anga Mily manana bulletin sa tany afrique du sud izy nanonta bullletin

Henriette resy lava amin'ny halatra e👎🏼👎🏼👎🏼

Huim ! aleo hoa mandinika ihany alohan'ny manao zavatra 😃😄😃

View more comments

14/06/2024- Rehefa ianareo no resy dia foano ny fifidianana. Efa mangala-bato nefa mbola resy, mahalalà menatra! Tsy mila anareo ny vahoaka!

14/06/2024- Rehefa ianareo no resy dia foano ny fifidianana. Efa mangala-bato nefa mbola resy, mahalalà menatra! Tsy mila anareo ny vahoaka!📌 Mangataka ny 𝗳𝗮𝗻𝗮𝗳𝗼𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗮𝘁𝗼 azon'ireto kandida 3 lahy ireto (amin'ny ampahany na manontolo) tany amin'ny distrika nilatsahany avy ny mpifanandrina taminy.

Izy 3 lahy ireto izy samy mitarika araka ny #vokatravonjimaika.

✅ Mahajanga II - Ramananarivo Andry Orlando,
✅ Mahajanga I - Afakandro Christian,
✅Faratsiho - Ramilison Nomenjanahary

Androany no niakatra tao amin'ny HCC ireto raharaha fifanolanana ireto.

Rédaction #chasseinfo
... TohinyFintinina

5 andro lasa
HCC- Manohana anao hatrany.

HCC- Manohana anao hatrany. ... TohinyFintinina

5 andro lasa

7 CommentsComment on Facebook

Vao avy nanety volo Mr le député zany

De matin'i vahoka KO izy

Mila mitandrina enao fa tsy ampatahotra iny menarana vavy iny mhts ny hanaisotra ny ainao raha zao ataony zao 🙏🙏

ALEFA Député MILY 🇲🇬 👏

Io no atao hoe Mily kilao !

Ndao isika reetra izay mankatoha fahamarinana MBA hivavaka ho an'i Ramily fa Maro ny mety ho fahavalo e! 🙏🙏🙏🙏🙏

Mba tokony angonina daholo moa le porofo mitombona ref miady e.Zao lasa @ fitenenana hoe:.....

View more comments

14/06/2024- HCC- Raharaha Ramilison-Lalatiana Henriette.
Mankahery anao Ramilison.Image attachmentImage attachment+2Image attachment

14/06/2024- HCC- Raharaha Ramilison-Lalatiana Henriette.
Mankahery anao Ramilison.
... TohinyFintinina

5 andro lasa
FARATSIHO- Tongava maro! Ny firaisankina no hery.

FARATSIHO- Tongava maro! Ny firaisankina no hery.RAHARAHA FARATSIHO - RAHAMPITSO ENY AMIN'NY HCC

Rahampitso Zoma 14 Jiona 2024 amin’ny 9 Ora Maraina eny amin’ny HCC ny raharaha-pitsarana nitorian’ny kandidam-panjakana an’i Mily ( audience publique ).

Manasa ny Komity Miaro ny Safidim-bahoaka ho tonga avokoa.

Loharano : Tiako i Madagasikara
... TohinyFintinina

6 andro lasa
FARATSIHO- Vaovao farany.

FARATSIHO- Vaovao farany.📢FARATSIHO

🔴Notazomina ao Antanimenakely Antsirabe namboka ny alina teo ny Chef Centre Informatique De District (CID) ao Faratsiho.

🔴Ity sampana ity izay mandray mivantanana ny fikarakarana ny lisi-pifidianana eny anivon'ny Distrika.

🔴Ao anatin'ny fiandrasana voka-pifidianana ofisialy no miseho izany. Inona no antony? Inona no tanjona? Iza no ao ambadika?
... TohinyFintinina

6 andro lasa

Mitohy ihany ny didy jadona. Fitondrana tsy manjary! ... TohinyFintinina

1 herinandro lasa
FARATSIHO- Vaovao farany

FARATSIHO- Vaovao farany📌 Nandresy vonjimaika Ramily tany #Faratsiho : 45,29%. Nihoraka ny mpanatrika tao amin'ny CENI tamin'ny famakiana an'io vokatra io.

#vokatravonjimaika #Solombavambahoaka
... TohinyFintinina

1 herinandro lasa
FARATSIHO- Miarahaba anao izahay député Ramilison Nomenjanahary.

FARATSIHO- Miarahaba anao izahay député Ramilison Nomenjanahary.📌 Nandresy vonjimaika Ramily tany #Faratsiho : 45,29%. Nihoraka ny mpanatrika tao amin'ny CENI tamin'ny famakiana an'io vokatra io.

#vokatravonjimaika #Solombavambahoaka
... TohinyFintinina

1 herinandro lasa

2 CommentsComment on Facebook

Hifandray tanana zao TT Harriet s'y ddt milly avieo

Nga nareo no hcc🙄😂😂

Boka trosa ny Fanjakana Malagasy, ary isan’ny anton’izany ny fanampiana omena ireo mpamatsy solika sy ny orinasa JIRAMA.

Eo anatrehan’ny zavamisy dia tapidalan-kaleha i Andry Nirina Rajoelina ka tsy maintsy mitodika amin’ireo mpamatsy vola mahazatra, dia ny Banky Iraisampirenena (BM) sy ny Tahirimbola Iraisampirenena (FMI).

Tsy hadino anefa ny vavan’ny filoha « mamimbahoaka » :
raha mbola ireo mpamatsy vola ireo ihany no ianteherana sy antenaina dia tsy handroso mihitsy i Madagasikakara na amin’ny 2030 na amin’ny 2050, na 2060.

Miverina amin’ny naloany ity ny filoha « mamimbahoaka », ilay sady mandainga no tsy mahavita. Ary dia mbola manohy misoloky mangalatra safidimbahoaka ihany amin’ny halalan’ny CENI.

Mila miverina amin’ny fahamarinana sy ny ara-dalàna amin’izay ny firenena fa ampy izay ny gaboraraka sy ramatahora.

https://www.facebook.com/share/v/1uG7xRLZcTR8SB6Q

https://www.africaintelligence.fr/afrique-australe-et-iles/2024/06/10/le-fmi-et-la-banque-mondiale-appeles-au-secours-des-finances-de-la-grande-ile%2C110245713-art

Boka trosa ny Fanjakana Malagasy, ary isan’ny anton’izany ny fanampiana omena ireo mpamatsy solika sy ny orinasa JIRAMA.

Eo anatrehan’ny zavamisy dia tapidalan-kaleha i Andry Nirina Rajoelina ka tsy maintsy mitodika amin’ireo mpamatsy vola mahazatra, dia ny Banky Iraisampirenena (BM) sy ny Tahirimbola Iraisampirenena (FMI).

Tsy hadino anefa ny vavan’ny filoha « mamimbahoaka » :
"raha mbola ireo mpamatsy vola ireo ihany no ianteherana sy antenaina dia tsy handroso mihitsy i Madagasikakara na amin’ny 2030 na amin’ny 2050, na 2060".

Miverina amin’ny naloany ity ny filoha « mamimbahoaka », ilay sady mandainga no tsy mahavita. Ary dia mbola manohy misoloky mangalatra safidimbahoaka ihany amin’ny halalan’ny CENI.

Mila miverina amin’ny fahamarinana sy ny ara-dalàna amin’izay ny firenena fa ampy izay ny gaboraraka sy ramatahora.

www.facebook.com/share/v/1uG7xRLZcTR8SB6Q

www.africaintelligence.fr/afrique-australe-et-iles/2024/06/10/le-fmi-et-la-banque-mondiale-appele...
... TohinyFintinina

1 herinandro lasa
Izay izany ry vahoaka Malagasy.

Izay izany ry vahoaka Malagasy. ... TohinyFintinina

2 herinandro lasa

28 CommentsComment on Facebook

Misy zavatra tsy azonay ry CENI. Misy « filtre » ve ny famoahana ny vokatra vonjimaika? Faratsiho izao indray mandeha no nivoaka t@ ilay rajout be dia be tsy ara-dalana iny.

Madagascar dia firenena hanisan'ireo dondrom-belona no mitondra fanjakana. Eran-tany 2 andro dia efa fantatra tanteraka ny voka-pifidianana ny an-dry fozan'orana tsy vitan'ny dedaka sy tranon-dainga fa 1 volana vao vita. Tsy mba mandroso fa vao maika mihemotra izay ilay fitondrana i Cedric vazaha tranon-dainga.

Avoahay tsara aloha ilay Faratsiho

Mbola hamadibadika chiffre oe. Hanao magie magie

Raha efa hita tsy nanjary mbola andaniana fotoana, tsy aleo ve tonga dia la guerre ?

Miomana hiaro ny safidy fa hanao magie magie ireo

ouffffffff

Oe maninona tsara 🤔🤔

Délibération?

Hiasa amzay r zalahy

Aleo tonga dia miomana ry KMSB ,mitady ho be vinany ireto tsivalaha mpiandany @mpitondra ireto a

Ataovy tsara am-pahamarinana sy @ny anaran'ny Ray sy ny zanaka ary ny fanahy masina ny asanareo ry Mpiasan'ny CENI amen!

Atsahatra a atsahatra, ianareo mihitsy no tokony hatsahatra @asanareo rehefa tsy hanao fa volam-bahoaka no hanakaramana anareo, manan-jo hahalala vaovao ny vahoakap

Tsy tokony ho mangarahara hatram farany ve ity vokatra ity ry ceni ko nahoana no oe hahato ? Angaha tsy vokatra ilay sisa tavela any ? 🤔🤔

Zay zan no baikon henjana d ts maints arahina kin mo

Ataovy serieux izy ity ry CENI sy HHCC ah

, Sanabavy fa anao ny ataony ao reto leee

Tsy hitako zay ilana Ceni ?

Misy ketrika ao 😂😂😂😂 Mazava ho azy

Hummm...

Inona moa izany no tena ilaina ilay CENI rehefa tsy mamoka ny vokatry rehetra am bureaux de vote fa izay tiany ihany e 🙄🤔🤔

lol Ary n HCC koa vé manisa vato e???

Délibération ino ma izy io ry CENI ?

Hay misy délibération izany koa ny fifidianana? Firy % izany no atao hoe afaka? 🤣🤣🤣

Hanodina vato izany ry zalah

View more comments

Grand Prix de Faratsiho
BM vs Milikilao 🚗🚙🫣😂
... TohinyFintinina

2 herinandro lasa

2 CommentsComment on Facebook

🤣🤣🤣🤣

😂😂😂😂😆😆😆😆👍👍👍

Mankasitraka ary mankahery anareo. Ny firaisankina no hery.Image attachmentImage attachment+5Image attachment

Mankasitraka ary mankahery anareo. Ny firaisankina no hery. ... TohinyFintinina

2 herinandro lasa
Kandidàn’ny boriborintany faha-ll, Antsiranana l sy Mahajanga l.
Ary aiza Henriette Lalatiana sa tsy manana ny sariny ianareo?
Loharano Midi Madagasikara

Kandidàn’ny boriborintany faha-ll, Antsiranana l sy Mahajanga l.
Ary aiza Henriette Lalatiana sa tsy manana ny sariny ianareo?
Loharano Midi Madagasikara
... TohinyFintinina

2 herinandro lasa

5 CommentsComment on Facebook

tsy dame de fer iny fa fil de fer

Des sales gueules à vomir🤮🤮🤮

Mbola reraka nanao fampielezan'entana🙄😂

efa leo azy ny olona

Toto Lala Mbola Misisika MILY kilao

View more comments

FARATSIHO- Misaotra anao kandidà Mily fa tena mazava. Tsy olona bado ny mponina ao fa misaina.Image attachment

FARATSIHO- Misaotra anao kandidà Mily fa tena mazava. Tsy olona bado ny mponina ao fa misaina. ... TohinyFintinina

2 herinandro lasa
Izao ve dia mbola eken-tsika vahoaka? Mpangala-bato sy mpandainga no mitondra ny firenena. 
Ny firaisankina no hery.

Izao ve dia mbola eken-tsika vahoaka? Mpangala-bato sy mpandainga no mitondra ny firenena.
Ny firaisankina no hery.GUY RIVO RANDRIANARISOA
"Nivadika marina ny glôby. Izaho sy Fetra Ralambozafimbololona Razafitsimialona indray ity no lasa mangala-bato sy manapaka jiro ary midaroka."
... TohinyFintinina

2 herinandro lasa
Ny firaisankina no hery. Mankahery anareo.

Ny firaisankina no hery. Mankahery anareo.🔍PARAINA Auguste : MANDÁ TSY METY MANAO NY FAMPITAHANA NY PV NY SRMV‼️

❌Voka-pifidianana vonjimaika, Mandá tsy mety manao ny fampitahana ny PV ny SRMV, kanefa betsaka loatra ny fanodinana ny vato eny amin’ireo raitsamangaikan’ny CENI eny anivon’ny Distrika izay tsy mifanaraka amin’ny PV eny am-pelatanan’ireo kandida, hoy ny mpitondra tenin’ny Vovonana Firaisankina Paraina Auguste.

❌Rehefa tsy mety hanaovana fampitahana ny SRMV dia voatery tsy maintsy mikatra eo anivon’ny CENI foibe indray no manao izany, kanefa efa manda ankolaka tsy hanao io fampitahana io ihany koa ny CENI fa manilika izany any amin’ny HCC hoy ihany ity mpitondra tenin’ny Firaisankina ity.

✅Hanangana ny Komity Miaro ny Safidim-bahoaka na KMSB noho izany ny Vovonana Firaisankina ka miantso ireo kandidan’ny Firaisankina sy ny kandida tsy miankina rehetra ho tonga hivory eto an-drenivohitra ny alakamisy 06 Jona ho avy izao.
... TohinyFintinina

2 herinandro lasa

4 CommentsComment on Facebook

Efa vitæ Io zokibe bé a, ninin atao eo de resy fona e,fomba le oe fifidianana

Ka mekany tao eky anareo me , magnanova raha mahitsy

Jereo eny @bureau Fokontany tsirairay na centre nisy ny fifidianana rehetra fa tsy maintsy misy affichages P.V rehetra eny.

Raha efa any @ Hcc Dia Tara satria efa tsy azo valozana ny didy avoakany

FARATSIHO- Matoky anareo izahay vahoaka fa hiaro ny safidim-bahoaka sy hijoro hatramin’ny farany. Ny firaisankina no hery.

FARATSIHO- Matoky anareo izahay vahoaka fa hiaro ny safidim-bahoaka sy hijoro hatramin’ny farany. Ny firaisankina no hery.FARATSIHO

🔴 Tafajoro ny komity miaro ny safidim-bahoaka (KMSB). Hiaro hatramin'ny farany ny safidim-bahoaka tamin'ny fifidianana ny 29 mey 2024 lasa teo izy ireo.

🔴 Tsy azo ekena ny fanovana ny safidim-bahoaka, hoy ny fanambarana.
... TohinyFintinina

2 herinandro lasa
VONDROZO- Aza manaiky ny hala-bato hatramin’ny farany.Image attachmentImage attachment+1Image attachment

VONDROZO- Aza manaiky ny hala-bato hatramin’ny farany. ... TohinyFintinina

2 herinandro lasa

2 CommentsComment on Facebook

Tsy ekena ny halatra à, mijoroa ry vahoaka a.

Efa anomboka izy Zao a👍

VONDROZO- Tsy rariny izao zava-mitranga izao. Arovy hatramin’ny farany ny safidinareo. ... TohinyFintinina

2 herinandro lasa

8 CommentsComment on Facebook

Tsy ekena atr@ farany ’y halatra e

Samia mitaky ry vahoaka fa aza miandry fotsiny a

Dadan'i Jemima Mba mahalala menatra ry le tsy matahotody reto a

Ny marina ihany e!

Ny any ambanivohitra indray no mahasahy mijoro kokoa noho vahoaka @ ville

Ataovy minan'IEM

Aza manaiky mihintsy e

Tsy nisy SADC tao MADAGASIKARA Tanindrazako

View more comments

Madagasikara sy Bruxelles

Madagasikara sy Bruxelles⚠️𝙈𝙞𝙝𝙖𝙧𝙖𝙩𝙨𝙮 𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖𝙣𝙮 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙛𝙖𝙣𝙙𝙧𝙖𝙞𝙨𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙨𝙮 𝙚𝙤 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙞 #𝙈𝙖𝙙𝙖𝙜𝙖𝙨𝙞𝙠𝙖𝙧𝙖 𝙨𝙮 𝙞 #𝘽𝙧𝙪𝙭𝙚𝙡𝙡𝙚s 𝙩𝙖𝙤𝙧𝙞𝙖𝙣'𝙣𝙮 𝙣𝙖𝙣𝙙𝙧𝙤𝙖𝙝𝙖𝙣'𝙞 𝘼𝙣𝙙𝙧𝙮 𝙍𝙖𝙟𝙤𝙚𝙡𝙞𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙢𝙖𝙨𝙤𝙞𝙫𝙤𝙝𝙤𝙣'𝙣𝙮 𝙑𝙤𝙣𝙙𝙧𝙤𝙣𝙖 𝙀𝙤𝙧𝙤𝙥𝙚𝙖𝙣𝙞𝙣𝙖, 𝙞𝙯𝙖𝙮 𝙢𝙞𝙖𝙨𝙖 𝙚𝙩𝙤 𝙖𝙣-𝙩𝙤𝙚𝙧𝙖𝙣𝙖 𝙖𝙧𝙮 𝙛𝙤𝙩𝙤𝙙𝙧𝙖𝙛𝙞𝙩𝙧𝙖𝙨𝙖 𝙢𝙖𝙧𝙤 𝙣𝙤 𝙢𝙞𝙝𝙞𝙩𝙨𝙤𝙠𝙖 𝙫𝙤𝙖𝙠𝙖𝙩𝙧'𝙞𝙯𝙖𝙣𝙮.

♦️𝙈𝙞𝙠𝙖𝙨𝙖 𝙣𝙮 𝙝𝙖𝙢𝙥𝙞𝙩𝙨𝙖𝙝𝙖𝙩𝙧𝙖 𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙛𝙤𝙩𝙤𝙙𝙧𝙖𝙛𝙞𝙩𝙧𝙖𝙨𝙖 𝙞𝙯𝙖𝙮 𝙫𝙖𝙩𝙨𝙞𝙖𝙣'𝙞𝙯𝙮 𝙞𝙧𝙚𝙤 𝙫𝙤𝙡𝙖 𝙣𝙮 𝙫𝙤𝙣𝙙𝙧𝙤𝙣𝙖 𝙀𝙤𝙧𝙤𝙥𝙚𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖 𝙠𝙖 𝙞𝙨𝙖𝙣'𝙣𝙮 𝙫𝙤𝙖𝙠𝙖𝙨𝙞𝙠'𝙞𝙯𝙖𝙣𝙮 𝙣𝙮 𝙛𝙞𝙛𝙖𝙣𝙖𝙧𝙖𝙝𝙖𝙣𝙖 𝙢𝙞𝙞𝙨𝙖 2, 𝙞𝙯𝙖𝙮 𝙢𝙚𝙩𝙚𝙣𝙩𝙞-𝙗𝙞𝙙𝙮 70 𝙏𝙖𝙥𝙞𝙩𝙧𝙞𝙨𝙖 𝙀𝙪𝙧𝙤𝙨. Fanapahan-kevitra izay mampiseho ny tsy fahafalian'izy ireo eo anatrehan'i Andry Rajoelina, taorian'ny nandroahany an'i Isabelle Delattre.

✅Ny vondrona Eoropeanina izay efa nanome vola 228 tapitrisa Euros tamin'ny famatsiana angovo, 15 tapitrisa Euros ho fanohanana ireo sehatra tsy miankina ary 156 tapitrisa Euros ho fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra.

©️Africa Intelligence
... TohinyFintinina

2 herinandro lasa

FARATSIHO - Manohana anareo. Ny firaisankina no hery. ... TohinyFintinina

2 herinandro lasa
FARATSIHO- Fironam-bokatra 2 jona 2024- 6 ora maraina.
Arovy ny safidinao!

FARATSIHO- Fironam-bokatra 2 jona 2024- 6 ora maraina.
Arovy ny safidinao!
... TohinyFintinina

2 herinandro lasa

9 CommentsComment on Facebook

Tsy mba afaka anontaniana any @, Ceni foibe ve io rajout tsy mazava io?

Tena trop!!!

Nasina rajout 517 bé izao . Lany enrietty

Ity ceni pr ity zany de mangalabato io fona no anapoziny ny vahoko a,

Akoho vavy maneno🤣🤣😂😂 efa hita zao fa tsy tian'ny vahoakan'ny faratsihi mbola misisika iany🤣🤣😂

Zareo ihany no mandragitra ny vahoaka dia avy eo ny mpitandro filaminana no hatao fitaovana rehefa romotra ny vahoaka

Mbola at a hora na io chiffreio

De mbola ho akariny io

Mihazakazaka izy izany

View more comments

Mila mailo ianareo Kandidà FIRAISANKINA, tohizo sy hamafiso ny fanarahamaso ny vokam-pifidianana hatrany amin’ny CENI FOIBE.

Mijoroa, Arovy ny safidim-bahoaka satria ny vahoaka no andriamanjaka tompom-pahefana.
... TohinyFintinina

3 herinandro lasa
FARATSIHO- Miandry izay lazain’ny HCC isika.

FARATSIHO- Miandry izay lazain’ny HCC isika.FARATSIHO ... TohinyFintinina

3 herinandro lasa

... TohinyFintinina

3 herinandro lasa
TSIROANOMANDIDY- Tsy misy raha manjary.Image attachment

TSIROANOMANDIDY- Tsy misy raha manjary. ... TohinyFintinina

3 herinandro lasa

Nenitoa Hanriety koa dia misahirana aaa...🤭 ... TohinyFintinina

3 herinandro lasa

1 CommentComment on Facebook

😂😂😂😂

FARATSIHO- Mipetraha tsara amin’izay ry Lalatiana Henriette a! Betsaka izay ratsy vitanao izay. Aoka ny vahoaka mba hiaina amin’izay. ... TohinyFintinina

3 herinandro lasa

VAOVAO MBS TV

Taratasin'ny mpamaky

Podcasts

International

Tsy rariny kosa e!

Mahajanga
few clouds
33 ° C
33 °
33 °
33 %
4.1kmh
20 %
Wed
33 °
Thu
30 °
Fri
30 °
Sat
31 °
Sun
30 °
Toliara
clear sky
23.9 ° C
23.9 °
23.9 °
68 %
3.1kmh
0 %
Wed
22 °
Thu
26 °
Fri
28 °
Sat
28 °
Sun
28 °
Antsiranana
few clouds
28.4 ° C
28.4 °
28.4 °
47 %
9.3kmh
20 %
Wed
28 °
Thu
29 °
Fri
29 °
Sat
28 °
Sun
28 °
Antananarivo
few clouds
19 ° C
19 °
19 °
52 %
5.1kmh
20 %
Wed
19 °
Thu
22 °
Fri
20 °
Sat
18 °
Sun
17 °
Toamasina
scattered clouds
26 ° C
26 °
26 °
61 %
3.6kmh
40 %
Wed
26 °
Thu
25 °
Fri
23 °
Sat
23 °
Sun
23 °
Fianarantsoa
few clouds
15.3 ° C
15.3 °
15.3 °
88 %
2.8kmh
11 %
Wed
14 °
Thu
20 °
Fri
18 °
Sat
17 °
Sun
17 °