Fifidianana depiote – 27 Mey 2019 – Lisitry ny kandidà (tsindrio eto)

Gasikarako

Michel Narcisse Sakaizambahoaka – Aboahay an-kiaka hazava tsara ny raharaham-pirenena

Nangonin’i Niaina Maneho hevitra momba ny raharaham-pirenena amin’izao fotoana i Michel Narcisse avy amin’ny fikambanana Sakaizambahoaka, aboahay an-kiaka izany hazava tsara hoy izy: "Nandalo kihon-dalana sarotra...

Fihetsiky ny zandary sasany – Manala baraka ny anaran’ny kolonely Ratsimandrava

Ny Valosoa Isaky ny tonga ny 11 Febroary dia tsy tapaka manamarika ny 11 Febroary 1975, vaninandro namonoana ny Kolonely Ratsimandrava, ny fianakaviamben’ny Zandarimariampirenena, eny...

Hetsika misy: manohitra ny tsy rariny – Tsy manaiky ny mbola...

Andry Tsiavalona Miezaka mampiseho fa mbola eo am-pelatanan’ireo milaza ho mpitondra ny hery amin’izao fotoana izao, ka manome baiko ireo manana fitaovam-piadiana hamoritra ny olompirenena,...

Ako - Sosialy sy Politika

Kianjaben’i Mahamasina – Asabotsy 24 Febroary 2024 – Fihaonamben’ny fiatrehana ny firenena sy ny zo aman-kasin’ny vahoaka Malagasy

“Malagasy rehetra miara-manangana firenena vanona miaraka amin’ny Zanahary” Ny Antenimieran’ny Raiamandreny Foko Malagasy (ARFM), ny fikambanana BAAM (Betsileo, Antesaka, Antandroy, Antanosy, Antandroy, Makoa), ny Grand Sud, ny Triangle du Nord, ny Imerina enintoko sy ny vondronkery mpiaradia, dia manasa antsika vahoaka Malagasy tsy vakivolo rehetra...

Madagasikara – Volamena – Ho fehezina toy ny lavanila ve ?

Nangonin’i Lanzelo Tsy zohina amin’ny vahoaka malagasy intsony ny gaboraraka manodidina ny volamena, raha tsy hilaza fotsiny ireo fanondranana tratra tany Afrika Atsimo na tatsy...

ARFM – Tolona famerenena ny tany ho an’ny Malagasy – Antaninarenina – Hanomboka talata...

Ny Valosoa Mijoro, sahy ary miroso ireo raiamandreny avy amin’ny ARFM (Antenimieran’ny Raiamandreny sy Foko Malagasy), mitarika sy miantso ny Malagasy hiray hina hanafaka an’i...

ARFM – Ho faranana alohan’ny 29 Marsa ny tolona tamin’ny 1947 – Hafatra ho...

Ny Valosoa Nitondra ny teny famaranana ny raiamandreny Noël RAKOTONDRASOA, filohan’ny ARFM (Antenimieran’ny Raiamandreny ara-Foko eto Madagasikara) taorian’ny fivoriambe nokarakarainy teny Ankadikely Ilafy FOFIKRI nandritra...

Echos - social et politique

« Predator Files » : le logiciel espion en roue libre...

Mediapart DIDIER PAGEAUD « PREDATOR FILES » : TOUTES NOS RÉVÉLATIONS ENQUÊTE Livraisons clandestines par valise diplomatique, infections de téléphones réalisées sans licence ni contrat : pour...

Gérard Andrialemirovason : « le fait que mes parents ont été...

Ny Valosoa Gérard Andrialemirovason, ancien directeur général à la présidence de la république durant le mandat de l’ancien président Didier Ratsiraka, prend la parole dans...

Commune Begidro Ankiroroky – L’opération de sécurisation a augmenté le nombre...

Rajepa Le passage des gendarmes qui ont fait une opération de sécurisation dans la commune de Begidro Ankiroroky district de Belo Tsiribihina, dans la Région...

Affaire Mahery Lanto Manandafy – La gendarmerie nationale se couvre de...

Ny Valosoa Le pouvoir actuel mène une répression croissante à l'encontre des opposants et lanceurs d'alerte. Le lanceur d'alerte Mahery Lanto Manandafy a été condamné...

MBS Radio

MBS Radio

Ny Valosoa Vaovao FB

Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,395
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

6 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

Raharaha Mbola Rajaonah. Ny heloka nataony ve mihoatra ny heloka nataonareo mianakavy ao, nefa ianareo rehetra migalabona tsara? Alefaso lavitra ny saina. Ny ratsy atao loza miantona!Voasazy 2 taona an-tranomaizina indray i Mbola Rajaonah.

Gazetiko
... TohinyFintinina

4 CommentsComment on Facebook

Maninona rafanja raha tonga dia atao au poteau mihitsy rehefa zay no tanjonareo a.Lany andro mamorona anzao cinéma isankarazany zao fotsiny nareo🙄😱

😳???

Loza😢😢

Tena oka kosa lele!

Raharaha Mbola Rajaonah. Ny heloka nataony ve mihoatra ny heloka nataonareo mianakavy ao, nefa ianareo rehetra migalabona tsara? Alefaso lavitra ny saina. Ny ratsy atao loza miantona!
1 herinandro lasa
Ny Valosoa Vaovao

Tao aorian’ny fisamborana an’ny lehiben’ny
ARFM dia nofoanana ny hetsika saika atao tao Mahamasinana satria tsy nahazo alalana.
Hita amin’izany fa tsy tompon’ny taniny intsony ny Malagasy.
Vazaha no tompon’ny fahefana. Tsy atao mahakivy izany fa mitohy ny tolona. Ny firaisankina no hery!
... TohinyFintinina

6 CommentsComment on Facebook

Tsy ho avotra mihitsy ty firenena ty mba marina e

Nanomboka oviana moa ny grevy na fitakiana na fihetseketsehana no mila alalana ?

Gouverneur Général de France

Ary mbola nampadohaliana azy izy nanao fanambarana....

Atody tsy miady amam-bato eh , Zandarim-poza tsy maintsy mamoritrà koa, nandray n'y volan'i Rasedy ntsinona koà ,miaro n'y sezany h@ farany

Ataony be boty hein.....

Load More

International

Tsy rariny kosa e!

Mahajanga
moderate rain
26.1 ° C
26.1 °
26.1 °
89 %
4.7kmh
100 %
Tue
30 °
Wed
31 °
Thu
30 °
Fri
31 °
Sat
29 °
Toliara
broken clouds
27.8 ° C
27.8 °
27.8 °
67 %
2.6kmh
77 %
Tue
32 °
Wed
26 °
Thu
27 °
Fri
29 °
Sat
29 °
Antsiranana
few clouds
24.2 ° C
24.2 °
24.2 °
93 %
1kmh
16 %
Tue
30 °
Wed
31 °
Thu
30 °
Fri
30 °
Sat
30 °
Antananarivo
light rain
20 ° C
20 °
20 °
100 %
2.1kmh
75 %
Tue
23 °
Wed
25 °
Thu
25 °
Fri
24 °
Sat
22 °
Toamasina
light rain
28 ° C
28 °
28 °
83 %
3.1kmh
40 %
Tue
29 °
Wed
30 °
Thu
29 °
Fri
29 °
Sat
29 °
Fianarantsoa
overcast clouds
19.2 ° C
19.2 °
19.2 °
98 %
2kmh
100 %
Tue
21 °
Wed
23 °
Thu
20 °
Fri
25 °
Sat
22 °