Fifidianana depiote – Toliara II – Halabaton’ny IRD – Nodoran’ny vahoaka ny biraon’ny SRMV

Tia Tanindrazana

TOLIARA II : nodoran’ny olona ny ny alina teo ny biraon’ny SRMV noho ny fahatsapan’izy ireo fa misy hala-bato ny fifidianana solombavambahoaka. May kila forehitra ny antontan-taratasy rehetra. Ny kandidan’ny IRD, Rochelin Houssen, no mitarika vonjimaika ao amin’ity distrika ity araka ny fanisana navoakan’ny CENI.

Sary FB 24h Mada