Mirehitra ny tanàna, leo ny vahoaka! Ampy izay ny halabato!

#BEALALANA mirehitra ny tanàna, tsy manaiky ny vahoaka, nahodina ny safidim-bahoaka.
Tahaka izany :
. Ambatondrazaka, hala-bato avy any ambanivolo.
. Morafenobe, manao ny ataony i Voninahitsy.
. Marovoay….
……. Maroantsetra.
Izay izany ilay 80 sièges.

FB Fleury Rakotomalala