Fifidianana depiote – Morafenobe – Manao barofo Voninahitsy Jean Eugène

Manao amboletra ireo mpanohana ny kandidà RPSD Vaovao, Voninahitsy Jean Eugène ka manjaka ny fisakanana ireo izay tsy mifidy azy.

Na ny CRMV aza tadiavina tsy avela hiditra ao amin’ny biraom-pifidianana.

Mihetsika ny mponina maneho ny tsy fankatoavana.

FB Fleury Rakotomalala