Ambatondrazaka – Vokatra TIM.K25 (update 201906010900)

Fidèle Razara Pierre

Araka ny vokatra voaray miankina amin’ny PV an-tanan’ny TIM.K25 dia arak’izao no fitsinjarana isaky ny kaominina.

TIM.K25 18,39%
IRD 22,25%
ANGELO 12,50%
MODESTE 10,83%
ANJAMALALA 8,00%

TIM 1 IRD 1

Ny antsipiriany isaky ny biraom-pifidianana dia hita amin’ity rohy ity:

Ambatondrazaka-Depiote-2019-par-BV

Ny Céni kosa dia tsy mbola nahatonga afa-tsy voka-pifidianana avy amina birao miisa 192 ao anaty 298, ka ny 120 ihany no voakirakira sy nahazoana vokatra tahak’izao:

1 Jiona 09:00

31 Mey 11:00

31 Mey 03:00