HCC – Fametraham-pitarainana – Voapetraka ny fitoriana “MIARAKA AMIN’NY POROFO”

Manambatra ny ny heriny ireo kandida mametraka fitoriana mikasika ny zavatra tsy manjary nandritra ny fifidianana depiote teo.

Voapetraka ny fitoriana miaraka aminy porofo. Tsy tokony hipetraka araka izany ilay hoe azo raisina fa tsy mitombina.