23/04/2024- Olga RAMALASON. Nampidirina am-ponja eny Antanimora. Miandry ny tohiny isika.OLGA RAMALASON
NAMPIDIRINA ENY ANTANIMORA
🔴 Nampanantsoina teny amin'ny PAC ary avy eo nofonjaina vonjy maika eny Antanimora Rtoa Olga RAMALASON.
🔴 Efa Minisitry ny varotra, Loholon'i Madagasikara, Ben'ny tananan'Antsirabe, ary kandidà fidiana ho solombavambahoaka atolotry ny Vovonana Firaisankina ao Antsirabe I amin'izao fotoana izao izy. Ary anisan'ireo olona tena akaiky an'i Marc Ravalomanana efa hatry ny ela.
(Sary fanehoana)
... TohinyFintinina