10/05/2024-LONDRES- Raharaha Romy Voos Andrianarisoa.ROMY VOOS ANDRIANARISOA
Voaheloka higadra 3 taona sy tapany
🔴Nohelohin'ny Fitsarana Britanika higadra 3 taona sy tapany sazy mihatra i Roomy Vois Andrianarisoa, Tale Kabinetran'ny Fiadidian'ny Repoblika teo aloha. 2 taona sy 3 volana kosa ny an'i Philippe Tabuteau.
🔴Tsiahivina fa notorian'ny orinasa #Gemfields ho nitaky tsolotra 225 000 livre sterling sy petra-bola 5% ho tambin'ny fanomezana taratasy fahazoan-dalana hitrandraka harena an-kibon'ny tany eto Madagasikara izy ireo, ka voasambotra tany Londres ny 10 aogositra 2023.
... TohinyFintinina