LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
clear sky
28 ° C
28 °
28 °
30 %
4.1kmh
0 %
Fri
26 °
Sat
27 °
Sun
30 °
Mon
27 °
Tue
22 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,205
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

58 minitra lasa
Ny Valosoa Vaovao

TANDREMO!๐Ÿ”ดVao fanombohany fotsiny ny fanakanana an'i Marc Ravalomanana tsy hilatsaka Ben'ny Tanร na, fa raha tena tsy afaka eo tokoa izy, dia tsy afaka hilatsaka intsony mihitsy ity Filoha teo aloha ity, na inona na inona fifidianana ho avy. Izay no tanjon'ity fitondrana ity, ary mitady izay hampalemy ny fanoherana amin'ny ankapobeny mihitsy hoy ny Dรฉputรฉ Fidรจle Razara Pierre.

๐Ÿ”ดRaha tsy mihetsika amin'izao isika dia "dictature" faran'izay henjana no hisy eto hoy izy satria afaka kelikely eo dia hanova ny lalร m-panorenana ihany koa ny Filoha Andry Rajoelina ary afaka hilatsaka indray amin'ny 2028.

๐Ÿ”ดEfa nilaza ihany koa izy fa aza manantena ny hampandresy ny "TSIA" amin'ny referendum izany raha tonga tokoa ny fotoana hanovร na ny lalร m-panorenana.

ยฉ๏ธPolitika Ranoray
... TohinyFintinina

1 CommentComment on Facebook

Aleo hatory eo daholo koa. Merci président jusqu'à la mort

TANDREMO!
2 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

Izay mihitsy! Ramatahora lava izao. Fitondrana jiolahim-boto! Firaisankina no hery ry Malagasy.๐Ÿ”ด ๐—”๐—ก๐—ง๐—ข๐—ž๐—ข ๐—ง๐—œ๐—  ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ฉ๐—ข๐—ฉ๐—ข๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—™๐—œ๐—ฅ๐—”๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ก๐—ž๐—œ๐—ก๐—” : "๐—œ ๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฐ ๐—ฅ๐—”๐—ฉ๐—”๐—Ÿ๐—ข๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ป๐—ผ ๐—ต๐—ผ ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฑ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜† ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ž๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—”๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ ๐—ฅ๐—ฒ๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ."

Tsy mankasitraka ny fanapahana navoakanโ€™ny CENI ny fanoherana manohana ny filoha teo aloha ao anatin'ny fifidianana kaominaly ho avy. Hampiakatra ny raharaha any amin'ny Fitsarana misahana ny ady atao amin'ny fanjakana izy ireo.

โŒ Mitaratra fanatanterahana kajy politika avokoa ireo fanapahana nivoaka rehetra nanomboka hatrany amin'ny OVEC ka hatrany amin'ny CENI entina hanakanana ny firotsahan-kofidiany hoy izy ireo.
... TohinyFintinina

Izay mihitsy! Ramatahora lava izao. Fitondrana jiolahim-boto! Firaisankina no hery ry Malagasy.