LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
scattered clouds
18 ° C
18 °
18 °
63 %
3.6kmh
40 %
Mon
21 °
Tue
23 °
Wed
25 °
Thu
24 °
Fri
25 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,275
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

5 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

Tsy nahazo fahafahana vonjimaika ny député voafidim-bahoaka tao Vangaindrano Mahavitara Sylvestre.
Miandry ny tohiny isika.
... TohinyFintinina

6 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

Inona no tena marina?MAHAVITARA SYLVESTRE
Tsaraina eny amin'ny PAC anio

🔴Voarohirohy ho nanodinkodinana volam-panjakana tao amin'ny Minisiteran'ny fahasalamam-bahoaka, ka nosamborina ny 07 aprily, taorian'ny fandrotsahana ny antontan-taratasy firotsahana ho depiote.

🔴Naiditra am-ponja teny Antanimora nanomboka ny 09 aprily, tsy afaka nanao propagandy, saingy nandresy tamin'ny isam-bato lavitra, ka voafidy ho depioten'i Vangaindrano

🔴Nohelohina higadra 5 taona, 5 taona tsy mahazo manao asam-panjakana, 3 taona tsy mahazo manao politika, onitra 122 000 000 000Ar, araka ny didin'ny Fitsarana 1er degré an'ny PAC ny 06 jona, izay nanaovan'ny mpiaro fampiakarana

🔴Andaniny, nitaky ny fanahafana azy ny vahoakan'i Vangaindrano nanomboka ny sabotsy teo, izay nidina an-dalambe nanetsehana mpitandro ny filaminana marobe, niafara tamin'ny daroka lakrimozenina,...
... TohinyFintinina

1 CommentComment on Facebook

Horaharaha ity

Inona no tena marina?