17 C
Antananarivo
Mon 30 Mar 2020 03:30
Home Pub rehetra Ako-sosialy-sy-politika

Ako-sosialy-sy-politika

LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
scattered clouds
17 ° C
17 °
17 °
93 %
3.6kmh
40 %
Mon
27 °
Tue
25 °
Wed
26 °
Thu
24 °
Fri
23 °

Dia nande hono dia nande

Dadahoby_mpanoratra Vanim-potoanan'ny fihibohana
Dia nande hono ilay vazaha
Ilay vazaha misy coronà
Dia nihinana foie gras
Rehefa voky izy nikarenjy
Dia nandeha tany behenjy

Dia nande hono ilay vazaha
Ilay vazaha misy coronà
Dia nande nianatsimo tany
Nijerijery mpanao vilany

Dia nande hono dia nande
Io fa tonga any Antsirabe
Ninakinana menakely
Nandehandeha tao Atsenakely
Royale palace
Kaly atoandro sa glace?

Dia nande hono dia nande
Ka nitsidika andasibe
Izy ve tsy nijangajanga ?
Io fa niditra Moramanga
Mandende toa Tarzan
Io fa niditra Diamant

Nande wc izy sady nandro
3 Metis Antaninandro
Dia nande hono ilay vazaha
Ka niditra Combava

Raha izany no sainina eto
Dia ho sasatra ny hisento
Enga anie tsy ho azo nofy
Fa dia hivalana sy ho farofy

Ny mijanona an-trano ihany
Fanafody mahomby izany.

Dia nande hono dia nande….

FB Dada Hoby
www.facebook.com/100011406974937/posts/1255738271483060

www.gvalosoa.net/2020/03/29/dia-nande-hono-dia-nande/
... TohinyFintinina

11 ora lasa

Dia nande hono dia nande

Dadahoby_mpanoratra Vanim-potoananny fihibohana
Dia nande hono ilay vazaha
Ilay vazaha misy coronà
Dia nihinana foie gras
Rehefa voky izy nikarenjy
Dia nandeha tany behenjy

Dia nande hono ilay vazaha
Ilay vazaha misy coronà
Dia nande nianatsimo tany
Nijerijery mpanao vilany

Dia nande hono dia nande
Io fa tonga any Antsirabe
Ninakinana menakely
Nandehandeha tao Atsenakely
Royale palace
Kaly atoandro sa glace?

Dia nande hono dia nande
Ka nitsidika andasibe
Izy ve tsy nijangajanga ?
Io fa niditra Moramanga
Mandende toa Tarzan
Io fa niditra Diamant

Nande wc izy sady nandro
3 Metis Antaninandro
Dia nande hono ilay vazaha
Ka niditra Combava

Raha izany no sainina eto
Dia ho sasatra ny hisento
Enga anie tsy ho azo nofy
Fa dia hivalana sy ho farofy

Ny mijanona an-trano ihany
Fanafody mahomby izany.

Dia nande hono dia nande….

FB Dada Hoby
https://www.facebook.com/100011406974937/posts/1255738271483060

http://www.gvalosoa.net/2020/03/29/dia-nande-hono-dia-nande/Image attachment

Dia mitombo toy ny nitranga tany @ tany rehetra fa tsy dia araky ny fampandriana saina ataon’ny filoha an!

Koa inona no fambaràna lehibe afaka herinandro azo andrasana @ izao zava-mitranga izao, raha ny tenin’ny filoha.

Tsy hita fa tozoro afara e!VAOVAO COVID-19

Toy izao ny antontan’isa ofisialy navoaka avy eny @ CCO-Covid19 Ivato :
- Cas confirmé vaovao androany : 6
- Cas confirmés hatreto : 43
- Amin’ireo 43 ireo, ny 10 no nahitana soritr’aretina, ny 33 kosa tsy misy soritr’aretina
- Aina nafoy : 0
- Ny olona sitrana : 0
Efa niainga omaly sy androany tamin'ny fiaramanidina ireo fanaovana test sy fitaovana ara-pahasalamana ho an'ny faritra rehetra.
... TohinyFintinina

13 ora lasa

Dia mitombo toy ny nitranga tany @ tany rehetra fa tsy dia araky ny fampandriana saina ataon’ny filoha an!

Koa inona no fambaràna lehibe afaka herinandro azo andrasana @ izao zava-mitranga izao, raha ny tenin’ny filoha.

Tsy hita fa tozoro afara e!

#COVID-19 #Hery #velona

Raha sanatria tonga ny fotoana hanomezantsiny noho ny fanaovana bemarenina sy ny tsy fananana fanetren-tena, ho fitsinjovana ny ain’ny malagasy, dia aoka mba samy ho tompon’andraikitra amin’ny fanapahankevitra noraisiny.

Efa mihanaka ny valan’aretina. Tsy rehefa handripaka io vao hikoropaka sy hanaonao foana. Ary "tsy vitanao irery io". Koa antsoy ry filoha ny hery velona rehetra hiray hina aminao sy hiaraka hanohitra ity coronavirus ity.

Atsipy ihany ny teny na dia enina isanjato aza no misy ny tena.

Lanzelo

www.gvalosoa.net/2020/03/23/covid-19-marc-ravalomanana-tsy-vitanareo-irery-io-ady-iombonana-ity/
... TohinyFintinina

16 ora lasa

#COVID-19 #Hery #velona

Raha sanatria tonga ny fotoana hanomezantsiny noho ny fanaovana bemarenina sy ny tsy fananana fanetren-tena, ho fitsinjovana ny ain’ny malagasy, dia aoka mba samy ho tompon’andraikitra amin’ny fanapahankevitra noraisiny.

Efa mihanaka ny valan’aretina. Tsy rehefa handripaka io vao hikoropaka sy hanaonao foana. Ary tsy vitanao irery io. Koa antsoy ry filoha ny hery velona rehetra hiray hina aminao sy hiaraka hanohitra ity coronavirus ity.

Atsipy ihany ny teny na dia enina isanjato aza no misy ny tena.

Lanzelo

http://www.gvalosoa.net/2020/03/23/covid-19-marc-ravalomanana-tsy-vitanareo-irery-io-ady-iombonana-ity/

Comment on Facebook

miandry ny rehetra, indrindra isika mpomba ny TIM.

Ndao hiaramitondra ambavaka

Nisy vazaha iray tonga tamin’ny 13 martsa nampiely ny valan’aretina tamin’ny toerana maro: Antaninandro, Behenjy, Ambatolampy, Antsirabe, Moramanga, Andasibe, Galerie Lisy Antanimora, Tour Zital,sns.

Fa isika tsy mikoropaka hono e.

Ary tsy mbola mila ny hery velona aloha fa voafehy daholo ny rehetra an.

Mila miady mafy isika...

Ny ofisialy izany eto aloha:
20 martsa - 3
22 martsa - 12
24 martsa - 19
26 martsa - 23
28 martsa - 37
... TohinyFintinina

1 andro lasa

28 martsa - 37Image attachment

Comment on Facebook

Rehef tsy hiantso ny Herivelona izy . Dia tokony mba miaraka mihentanana ireo Herivelona mikatsaka vahaolana ary manolotra zay sosokevitra tapaka eo @ ny mpitondra mahefa . Ka anjarany no mandinika hoe mety sa tsy mety . Fa rah izao toejavatra zao dia hiteraka crise mavaivay eto ity .

Tena mandefa lettre offficielle no tokony ataony ho an'izay mpitondra teo aloha fa derrière anireny feno manampahaizana. Voaantso ireny dia mitondra ekipa. Fa bon iretsy moa tsy mahalala fomba sady mbola matikambo.

Alao hanao e , sady mahavita izy no tsy mandainga ,

28 mars 2020 - COVID-19 - France - 2.314 décès - 38105 cas

Plus de 1000 décès en trois jours.Coronavirus – France – Barre des 1000 décès franchie

(Source France Info)

[…]

Vers une prolongation en France. Alors que le président a placé les médecins et chercheurs en première ligne de la “guerre” contre l’épidémie, le comité scientifique préconise la prolongation sur une durée totale de six semaines – jusqu’au 28 avril – du confinement initialement prévu pour deux semaines minimum.

Un tiers de l’humanité appelée à se confiner. Après la décision de l’Inde, qui a demandé à ses 1,3 milliards d’habitants de rester chez eux, 2,6 milliards de personnes à travers le monde sont désormais appeler à se confiner, selon un comptage réalisé à partir d’une base de données de l’AFP.

Plus de 1 000 morts en France. Selon le bilan des autorités sanitaires mardi soir, 1 100 décès ont été enregistrés à l’hôpital depuis le début de l’épidémie de Covid-19 et 2 516 patients étaient mardi soir en réanimation (+434) sur un total de 10 176 patients hospitalisés. Un bilan officiel sans doute inférieur à la réalité puisque les décès en milieu hospitalier “ne représentent qu’une faible part de la mortalité” dans le pays.

www.gvalosoa.net/2020/03/25/barre-des-1000-deces-franchie/

Photo - Une infirmière s'occupe d'une malade atteinte de Covid-19, le 13 mars 2020 à l'hôpital Bichat à Paris. (ANNE CHAON / AFP)
... TohinyFintinina

1 andro lasa

28 mars 2020 - COVID-19 - France - 2.314 décès - 38105 cas

Plus de 1000 décès en trois jours.

Vexée, Lalatiana pique une crise et menace Real TV

Sur fond de crise de coronavirus, d’urgence sanitaire et sociale, la ministre de la communication, Lalatiana Andriatongarivo, en chute libre d’audimat comparée à d’autres ministres et au président de la république, pique une crise d’ego.

Célèbre pour sa grande gueule, la ministre contrariée somme, par l’intermédiaire du directeur de la régulation des médias et celui de la communication, le directeur de la chaîne Real TV, déjà réquisitionnée pour diffuser la chaîne nationale TVM de 13h30 à 18h, de le faire également lors de son passage sur le plateau de la chaîne nationale à 13 heures. A défaut d’exécution dans les 24h, dans une lettre de mise en demeure, la chaîne Real TV est menacée de sanctions.

Ses propos blasphématoires et condescendants ont eu raison de sa personne, et il est peu probable voire impossible que sa côte de popularité puisse regrimper. Dans cette agonie, gare au venin!

Lanzelo
... TohinyFintinina

1 andro lasa

Comment on Facebook

Ka na forcé-na handefa miaramanonja aza nge ny haino amanjery tsy olana mitsy zany e. Refa tsy te hihaino sy hijery fotsiny ny vahoaka Dia vonoina ny télé na ny radio. Avy eo alefa ndray refa vita ny miaramanonja. Za tsy maka lagy amizany mitsy satri ny olona tsy azo forcéna. Sady efa misy TVM sy RNM kou nge efa eraky Madagascar e. Fanga real tv eraky Madagascar

Mampalahelo kosa hoe 291 sisa ve no mijery azy nefa rehefa ministra hafa na ny filoha hajaina dia aman’arivo maromaro. Tsy mety hijery fitaratra e!

Tsy manana mpanolontsainany angaha ireny minisitra ireny e Raha misy dia MBA teneno I tantine hoe na NY mijery azy eo am tele aza ange Ka efa tena mahatofoka n'y rehetra e

ka tsy tsapany mitsy fa na de mihaino ny feony aza makaleo ,isaky ny liteny de sazy ,gadra ,tsy maintsy ,resaka momba ny covid19 ny resaka de lasa mivona any am tsy izy fona ,

TSy aleo ve ilay mpanolotra eto @ ny Real Tv no atao minisitra sady tsara tarehy no matotra

Tokony haka aina kely aloha izy fa be loatra ny stress. Ny ministry ny fahasalamana no tokony omena fotoana lava hanazava ny momba ny aretina. Izy no technicien.

+ View more comments

#COVID-19 #Makorelina

Ry filoha hajaina mamimbahoaka,

Mitaraina ny mpivarotena ao Andravoahangy fa tsy mbola naharay an’ilay iray hetsy ariary nampanantenainao na ny iray amin’izy ireo àry.

Izao izy dia tsy maintsy mivoaka mikarama satria mandoa hofantrano ary mamelon-janaka. Ny polisy koa anefa etsy ankilany mandroaka ny lehilahy izay lasa matahotra.

Marihina fa manana karatra daholo izy ireo no sady manao visite ary misoratra aminy ny efitra ao Andravoahangy.

Ka mba jereo re izy ry filoha araky ny fampanantenainao. Izao dieny izao fa tsy afaka efa-bolana an!

Mankasitraka prezida

Hoy ilay isan’ny enina isanjato

.

.Image attachment

COVID-19 – 229 sans-abris “ramassés” – Journalistes interdits de visite

Suite à l’annonce de mesures de confinement liées à la lutte contre l’épidémie de coronavirus, dans la nuit du mardi 24 mars, le personnel de la Commune Urbaine d’Antananarivo, sous l’autorité du nouveau maire Naina Andriantsitohaina, a procédé à un “ramassage” en règle des sans-abris éparpillés dans les tunnels et les marchés de la capitale, embarqués de force dans des bennes à ordures et répartis dans les centres sociaux de Nanisana et d’Anosizato.

Venus s’informer sur l’état de santé de ces sans-abris au centre social d’Anosizato, des journalistes de la station de télévision MBS ont été admis dans un premier temps, après des précautions d’usage exigées tels que les masques de protection, dans l’enceinte. Une fois le portail franchi, brusquement les journalistes se sont vus refoulés en dehors, suite à un changement brutal de décision de la part des responsables obéissant à des ordres venus de haut lieu, dehors se trouvant en faction des forces de l’ordre dont la présence ne s’explique pas particulièrement.

A ce titre, on est en droit de se poser des questions, d’une part, suite à l’atteinte à la dignité humaine lors du “ramassage” des sans-abris, mais aussi quant à l’opacité sur le traitement qui leur a été réservé. Les 229 sans-abris comprennent 76 enfants, 68 personnes de sexe féminin dont huit enceintes, et 85 de sexe masculin. Après la cacophonie générée par l’annonce précipitée du confinement dans la nuit du 23 mars par le président Andry Rajoelina, un drame ne serait-il pas en train de se produire envers ces plus démunis?

Lanzelo

www.gvalosoa.net/2020/03/28/covid-19-229-sans-abris-ramasses-journalistes-interdits-de-visite/

http://www.gvalosoa.net/2020/03/28/covid-19-229-sans-abris-ramasses-journalistes-interdits-de-visite/Image attachmentImage attachment

Comment on Facebook

Fa manina oa ferana b lalan'ny mpanao gazety eh? Dia tena virus v Antony? Ijer vaovaon'ireo 4ami anie efa andro maro aty aoriana, mahalasa saina

COVID-19 – Zandary alika no ho alefa manenjika olona

Nanomboka androany ny asan’ireo alika zandary handroahana ny olona hody any an-tranony tetsy Ivato, Ambohibao ary Talatamaty.

Hatramin’izao aloha dia mbola mifatotra ireo alika izay tazomin’ireo zandary fa ho avy ny fotoana amelàna ireo alika ireo ka handeha hanenjika ireo olona izay mbola mandehandeha.

Tsy ny coronavirus intsony amin’izay no hampatahotra fa ny kaikitra alika sy ny hanoanana.

Vaovao nangonin’ny Valosoa

#COVID-19 #alika

www.gvalosoa.net/2020/03/28/covid-19-zandary-alika-no-ho-alefa-manenjika-olona/
... TohinyFintinina

1 andro lasa

COVID-19 – Zandary alika no ho alefa manenjika olona

Nanomboka androany ny asan’ireo alika zandary handroahana ny olona hody any an-tranony tetsy Ivato, Ambohibao ary Talatamaty.

Hatramin’izao aloha dia mbola mifatotra ireo alika izay tazomin’ireo zandary fa ho avy ny fotoana amelàna ireo alika ireo ka handeha hanenjika ireo olona izay mbola mandehandeha.

Tsy ny coronavirus intsony amin’izay no hampatahotra fa ny kaikitra alika sy ny hanoanana.

Vaovao nangonin’ny Valosoa

#COVID-19 #alika

http://www.gvalosoa.net/2020/03/28/covid-19-zandary-alika-no-ho-alefa-manenjika-olona/

Comment on Facebook

Ref ts maty noana de matiny aretina na ny alika

Ka le alika KO tsy fantatro na efa misy covid-19 sa tsy andairany ny biby

Manomboka @ firy? Hatram firy?

Mitombo ny fotoana ijanona antrano.ilay tahiry miha-manify Ianao kanefa Leo any le anan'anana maintso manodidina ny trano.ny volana aza mbl tsy mifarana.ampio daholo Président refa mety ho olona ambany saranga a.ovay le teo iny fa zahay tsy anatiny kanefa mahatsapa hoe noana

Eny @ centre ville sy ny manodidina kou mba asio azafady

Tsy aleo ve coton de tuléar prezida?

Raha mandinika de ze mande tongotra no ampitahorina @ alika.

Fa firy ny alikany zandary no isany ?

Tsy miomehy loza aho

Tena mba loza kosa e !

Aliaka be tsvan leoaza

Kou maninona ny grande surface sokafana hatraminy hariva bé? Ny épicerie hidina @ 12h. Zany oe tokony misy vary @ kapoaka sy siramamy en vrac zany eny @ grande surface. Kanefa raha hoeny @ grande surface Dia hohaniny alika.

Raha torahany olona vato le alika manenjika de mety ho probleme hafa indray no iseho

+ View more comments

Tsy fotoan’ny mangarahara ve moa izao?

Miandrandra anao ny vahoakan’Antananarivo m’se lemera!
... TohinyFintinina

1 andro lasa

Tsy fotoan’ny mangarahara ve moa izao?

Miandrandra anao ny vahoakan’Antananarivo m’se lemera!

Atao inona ny haino aman-jery rehefa tsy misy mpihaino sy mpijery?

Atao ho an’ireo jamba sy marenina izay tia, na dia mbola mahita sy mandre!
... TohinyFintinina

1 andro lasa

Atao inona ny haino aman-jery rehefa tsy misy mpihaino sy mpijery?

Atao ho an’ireo jamba sy marenina izay tia, na dia mbola mahita sy mandre!

Comment on Facebook

ka lasa tsunami

COVID-19 - 28 martsa - 13:45

Teo anivon’ireo olona voatily (?), olona 28 no voamarina fa misy ny valan’aretina, ary 8 amin’izy ireo no misy soritr’aretina.

Araka ny tati-baovao dia misy olona fito ahiana tratran’ny valan’aretina any Ihorombe. Azo amarinina ve?

Ary ireo malagasy nitsoaka ny "mise en quarantaine" avy tany Frantsa ny 18 martsa, araka ny tati-baobao, ve efa voatily?
... TohinyFintinina

2 andro lasa

COVID-19 - 28 martsa - 13:45

Teo anivon’ireo olona voatily (?), olona 28 no voamarina fa misy ny valan’aretina, ary 8 amin’izy ireo no misy soritr’aretina.

Araka ny tati-baovao dia misy olona fito ahiana tratran’ny valan’aretina any Ihorombe. Azo amarinina ve?

Ary ireo malagasy nitsoaka ny mise en quarantaine avy tany Frantsa ny 18 martsa, araka ny tati-baobao, ve efa voatily?

Comment on Facebook

Ahoana io ry CENI a? Ianareo no manana ny traikefa @ ilay doublons sy anarana miverimberina.

Efa notenenina
Fa manao be marenina,
"Tsena mora" tsy voahevitra,
Ka manjary mievotrevotra.

😂Filazana !
Hilazana isika mpanjifa hajaina fa miato ny fitsinjarana ny tsena mora eto amin'ny faritra :Antananarivo, Antsimondrano, Avaradrano , Ambohidratrimo,ary ireo boriboritany 6 rehetra.
Satria tsy voahaja ny fepetra izay napetraka mba hiarovana amin'ny mety ho fiparitahan'ny valan'aretina Coronavirus.
Isika rehetra tokoa mantsy dia tokony ho samy ho tompon'andraikitra amin'ny tenantsika sy ny hafa.
Koa eo ampandinihina ny lamina sy ny fomba hametrahana izany fitandrovana ny tsirairay izany ny tompon'andraikitra isan-tsokajiny.
Hiverina kosa izany ny herinandro hoavy izao.
Koa manantena ny fitoniana hatrany ho antsika rehetra.
Izahay eto amin'ny tsena mora dia miezaka hatrany ny hitsinjo ny vahoaka ary hanaraka ireo lamina rehetra.
Misaotra indrindra tompoko.
... TohinyFintinina

2 andro lasa

Efa notenenina
Fa manao be marenina,
 Tsena mora tsy voahevitra,
Ka manjary mievotrevotra.

😂

Comment on Facebook

Mety ny anareo ry solombavambahoaka TIM niala tamin’io fandaminana gaboraraky ny henjana io.

Efa vonona any indray ny comm’ e: be tsikera, manaova raha mahavita, misy virus vaovao, olombitsy, firaisankina no ilaina, sns. Mandeha ihany ny fotoana, ary mitombo ihany ny ho voka-dratsin’ny fanapahan-kevitra godragodra mandroso mihemotra. Tsy salegy intsony anie izy ‘ty ry DJ e!

F'ANGAHA TSY EFA VONONA SA LAINGA INDRAY ??

Ela lotra vo mandrai fanapahakevitra

Efa eo tsy mahita vaholana mihintsy ireo fa werwera no betsaka

+ View more comments

Arovy ny tenanao sy ireo manodidina anao!

MBS
CORONA VIRUS SENSIBILISATION
... TohinyFintinina

2 andro lasa

Ireo mahatsiaro voatsindrona mazàna dia ireo tsy mahatanty tsikera. Hany ka tonga dia miaka-pofona. Tsy ilay hevitra ampitaina ao anaty ilay tsikera no hadihadiana fa ilay fo voatsindrona no mibahan-toerana. Dia mandeha daholo ny hatezerana, ny fanovan-dresaka, ny fanendrikendrehana, ny fandotoana, sns...

Hoy ny ohabolan-drazana hoe: "Ny hendry azo anarina, fa raha ny adala no tenenina dia ny lambany indray no ariany". Ny hendry sy tena tompon’andraikitra, mahay mihaino, mahay manadihady ary maka izay hitany fa mety. Ny adala na ny bemarenina moa atao ahoana, indrindra rehefa sady tsy mahavita no mandainga!

Samy tsy misy ho foana anefa ireo sokajin’olona roa ireo. Fa dia Nosy iarahana ity ka "velona iray trano, maty iray fasana".

Lanzelo
... TohinyFintinina

2 andro lasa

Ireo mahatsiaro voatsindrona mazàna dia ireo tsy mahatanty tsikera. Hany ka tonga dia miaka-pofona. Tsy ilay hevitra ampitaina ao anaty ilay tsikera no hadihadiana fa ilay fo voatsindrona no mibahan-toerana. Dia mandeha daholo ny hatezerana, ny fanovan-dresaka, ny fanendrikendrehana, ny fandotoana, sns...

Hoy ny ohabolan-drazana hoe: Ny hendry azo anarina, fa raha ny adala no tenenina dia ny lambany indray no ariany. Ny hendry sy tena tompon’andraikitra, mahay mihaino, mahay manadihady ary maka izay hitany fa mety. Ny adala na ny bemarenina moa atao ahoana, indrindra rehefa sady tsy mahavita no mandainga!

Samy tsy misy ho foana anefa ireo sokajin’olona roa ireo. Fa dia Nosy iarahana ity ka velona iray trano, maty iray fasana.

Lanzelo

Comment on Facebook

Matahotra mantsy ireo pikaroka panasitrana malagasy sao de samborina ,nefa tokony ho reharehan'tsika ra manafoana ty covid 19 ity,sa ahoana

Tsy misy zavatra kely mba takatry ny sainy velively @ireo lazainy fa tsikeran'ireo misy virus,fa amin'izy ireo dia ny fankahalana no lehibe indrindra.

Marina mintsy 'zany😂😂

Henjana e! ... TohinyFintinina

2 andro lasa

Henjana e!

Vaovao Coronavirus.CORONAVIRUS: 0lona 26 voamarina mitondra ilay valanaretina

Nitombo roa indray ny isan'ny olona mararin'ny Covid -19 araka ny antontan'isa nivoaka tamin'ny 5 ora sy sasany teo. Izany hoe lasa 26 ny totalin'ny voan’ny coronavirus eto Madagasikara hatreto.
... TohinyFintinina

2 andro lasa

Vaovao Coronavirus.

Marina ny anareo.Fizarana zavatra avy amin'ny mpanatanteraka : tsy handray anjara ny Depiote TIM

Nanapa-kevitra ny tsy hiditra amin'izay mety ho fizarana zavatra na vola avy amin'ny mpanatanteraka ireo solombavam-bahoaka TIM.

Ny antony voalohany dia tsy mazava ny fomba fiasa. Tsy fantatra hoe avy aiza ny vola sy ny zavatra ho zaraina. Hita anefa fa ireo Depiote miara-dia amin'ny fitondrana dia nandray an-tanana avy hatrany ny fikarakarana izany. Eny amin'ny haino amanjery no nahalalana izany. Ny manahirana indrindra dia misy endrika fanavakavahana isan-karazany ao anatin'ny fitsirihana izay tokony hisitraka ireny fanampiana ireny ka mety hitarika fisaraham-bazana. Ny isa voalaza fa hisitraka dia niova eny ampandehanana. Ohatra 21 isam-pokontany no olona omena nefa ny nalaina anarana efa amanjatony. Tsy te ho tomponandraikitra amin'izany fizarana hafahafa ireo solombavam-bahoaka avy amin'ny Tiako I Madagasikara ka nanapa-kevitra nisitaka avy hatrany.

Mahatsapa koa izy Ireo fa misy fifanitsahan'andraikitra satria asan'ny mpanatanteraka manontolo ny momba ireny fanampiana ireny. Manara-maso ny fomba anatanterahana azy no anjara asan'ny solombavambahoaka. Ao anatin'izany ohatra ny momba ny vola sy ny paipaika rehetra nahafahana nanatanteraka azy ireny.
Kanefa kosa afaka mijoro mpanelanelana eo amin'ny vahoaka sy ny mpanatanteraka foana ny solombavambahoaka. Ho fanajana ny fahefana ananany, ny Depiote TIM dia manao ny anjara asany ka tsy hitsabaka amin'ny fahefan'ny mpanatanteraka fa indrindra koa hanaja ilay fanapahan-kevitry ny Mpitondra samy hijanona any antrano ho fiarovana ny tena sy hiarovana ny hafa ary tsy hamory vahoaka.

(sary fanehoana)
... TohinyFintinina

2 andro lasa

Marina ny anareo.

Pimaso kely avy amin’ilay isan’ny enina isanjato e!

(update 28 martsa)
Ha!... niverina indray aloha izany androany 28 martsa. Nisy vazaha nanaparitaka ny valan’aretina teo anelanelan’ny 13 sy 19 martsa tamin’ny toerana maro... fa tsy mila mikoropaka hono e.

Mampametra-panontaniana ???

Ahoana ry filoha hajaina no tsy nasiana teny ireo malagasy tany ivelany nomenao halalana hiverina an-tanindrazana, tia tena izay nitsoaka tsy nanaiky "mise en quarantaine" fa dia nandositra tany amin'ny fiaraha-monina, mba tsy ho faty irery raha sanatria voan'ny coronavirus?...

Mendrika ho gadraina ireo fa dia ny malagasy madinika tsy manantsiny no iharan'ny fiparitahana io valan'aretina izay tsy ho voafehy malaky aloha.

Alefaso any am-ponja ireo ry filoha fa mpamosavy ireo.

Toromarihaka fitandremana sisa no azo voizina ho an'ny vahoaka malagasy.
... TohinyFintinina

3 andro lasa

COVID-19 - Tarehimarika

Madagasikara sy ny manerantany.
... TohinyFintinina

3 andro lasa

COVID-19 - Tarehimarika

Madagasikara sy ny manerantany.Image attachment

#Coronavirus #COVID-19

- Sao dia ho lasa panier "(co-)vide" ilay fanampiana 10 miliara ariary

- Laharana 910 sy 913 natao hihainoana feon-kira

- Mpatory an-dalana atokana sy afenina amin'ny mpanao gazety

- Olona ahiana voan'ny coronavirus miporitsaka na ny avy amin'ny sidina na ny eny an-tsena

Aiza re izany e!
... TohinyFintinina

3 andro lasa

Comment on Facebook

Ca vient de qui 10 MILLIARD ariary

Ny allègement de payements banques sns tsisy nihaino

#Anosizato #229 #COVID-19

Ahoana no afenina ny zavamisy ao amin’ny toby ao Anosizato hitazomana ireo mpatory an-dalana 229 noraofina tamin’ny fandraofam-pako.

Misy lehilahy (85), ankizy (76), vehivavy (60) ary valo bevohoka.

Nahoana ny mpanao gazety no tsy avela miditra hanamarina raha manaraka ny fepetra ara-pahasalamana ny fitazomana azy ireo?

Te-hahalala izahay!

Fanamarihana:
Be kaonty fako manafika ity pub ity ary manao rodobe maro mielanelana. Nahoana àry?

(tohiny...)

Satria maro no misento amin’ity tantara ity dia izao no zava-nisy teny.

Nolazaina aloha fa mila miaro tena ireo mpanao gazety vao miditra ao @ toby. Dia nanao izany ny mpanao gazety. Dia niditra. Rehefa tafiditra indray dia nosakana ary noroahina hivoaka noho ny baiko nidina.

Raha tsy misy afenina sy manao ny asany @ fomba matihanina ny tompon’andraikitra dia tsy tokony ho olana ny mamela ny mpanao gazety hanao ny asany fampahalalam-baovao.

Fantaro koa fa ankoatran’ny mpanao gazety dia efa mandray anjara @ fampahalalam-baovao koa ireo olompirenena fa tsy manaiky ho pempoina lava intsony. Ireo dia sarotra vidimbola fa samy manana ny zavatra manentana azy.

Ka raha ny zo maha-olombelona no resaka eto dia tsy misy afa-tsy resaka zon’olombelona fa tsy izay antony nahatonga azy ireo ho mahantra.

www.gvalosoa.net/2020/03/28/covid-19-anosizato-mpatory-an-dalana-229-ankizy-76-vehivavy-60-bevoho...

http://www.gvalosoa.net/2020/03/28/covid-19-anosizato-mpatory-an-dalana-229-ankizy-76-vehivavy-60-bevohoka-8-afenina-ny-mpanao-gazety/

Comment on Facebook

Ka ireny efa niaraha-nahita ireny ny fomba mamoehitra nitondran'ireo milaza azy ho tompon'ny fahefana,an'ireo Malagasy mahantra tery @ tonelina koa. Nosokajian'izy ireo ho toy ny fako ka tsy nasiana HASINA kely akory 'lay mahantra kely tsy misy mpiahy. Fanjakana efa zatra manao tsinontsinona ny vahoaka Malagasy ireto mpihindrana fahefana ireto,ka matahotra fa sao hiarihary ao indray ny fomba ratsiny dia izay angamba no nahatonga azy nanakana ireo mpampita ny vaovao marina eto @ firenena.

De râ sanatria maty ao reo de oavy njay NY oe maty noho NY covi 19 nefa maty NY anoanana

Betsaka ny zavtra afenina de mipanika ny gasy

Hididtra hitondra aretina ao kosa ve ? Ny avy ety ivelany e refa mivoka ao zareo vita NY confinement d manaram po manotany ianareo fa aza d ilaina vaniny daholo zao rehetra zao sarotra b ve le miaina e

Aza de mapiorohoro sain olona ry namana a ve nande t@ vaovao teo fa misakafo ireo olona ireo ao nisy malalatanana nididitra tao nanatitra fanomezana aza de mino izay lazainty fb ity lotra reolana

Ahoana no ahalalanao ny isan'ny olona ao raha tsy tafiditra tao ianao?

Tokony tsy anafina n'inoninona @vahoaka fa zany nge le maatonga ny vahoaka mandinika 😭 mtrotra mtebiteby e

Omeo lalana ireo mpanao gazety dia amizay mangarahara tokoa ilay izy

manin rah aseho ny vahoka de vita e io mats ts hijanona rah ts ho hita ndray ze afeninareo ao srx d miten ago zay

Ilaina vaniny doly zao rehetra zao nefa nijanona teny ambany tunel zareo tss nandray andraikitra sa enao be tsikera io ve mba nandray andraikitra ka nahafoy nizara ze ilain ireo ol tss mpiahy ireo sa de faly fotsiny mitsikera ny ataon ol e .refa mba manao ny andraikiny ny ol de aza tsikeraina fa manaova ho itany ol de hianarana ra toa ka tsara

Ilaozy mifapitsikera eo ihany fa efa 43cas zao,,,ny olan ny sasany mbola tst ty areti mandoza ty ihany

Ny mpanao gazety dia ireo zay mpitatitra sy mampita izay tian'ny mpitondra lazaina ihany,ankoatran'izay dia mpanankorotana tokony hangina fa fahavalim-pirenena,journaliste sa attache de presse no misy eto antanana asa???

tsy miaro za fa le mandray andraikitra ndray no enjehina eto amintsika a misy amreo 4mi reo ange kamo niasa e misy mpanendaka mbola tsy tratra nareo

ALLERGIE TRANSPARENCE

MANASAONJAVATRA KOA TSIKA IZANY VE ZAO NO OLANA!???

Manaova nareo rah mavita fa tsy miteny fona sy manakiana ny ataonareo asa..

Ka ny arabe izay natory andreo koa anie tsy manarapenitra e.tsy itako izay olana .Zara aza misy mandray ny manome hanina.manankiana foana. Tsy ianao marina no voaendaka eny ambany tunnel dia be vava .

Mahagaga anie le izy hoe ny lehilahy no betsaka 🤔🤔🤔🤔🤔

Tsy hita ihany koa izy ty. Ny voankazo misy voany tokoa no misy mitoraka. Tsy Zara aza ve reo voaangona reto ah!! Omena hanina anie reo ao eh!! Ao izy misy fatoriana.

Ka zay mintsy nge le oe, ina no atao hoe démocratie, fa tena masosotra be le ataondry zalahy

Mis ra donc ao mato misisik ho ao rw manw gazety rw, ny vy ne ts mikitsana ijery e, ivoak eo izay Vao2 zay ref tng ny fotoanany

efa izao no mahazo mbola tsy manao ny fahamarinana ihany ra OLOMBELONA: JESOSY Ô VONJEO ZAHAY AMEN!

Ori olona o mitoni mivava mifankatiava tsisi vaholana afa ts zai no alasani ti aretina iti d zai f aza d miza ra edivana fona

Teny andalana teny izy ireny tsy hita zay nataonareo taminy koa noho noraisin'ny hafa ny andraikitra vao anaramaso indray

LE TOETSAIN'NY MPANOHITRA,MANARARAOTRA @ ANDRO SAROTRA,MAMPALAHELO LE TOETSAINA, TSY FANAFODY SY ZE FANAMPIANA VAHOAKA @ ZAO ARETINA IZAO NO ATAO FA MITADY RA ILANA VANINY

+ View more comments

Hatreto aloha dia somary nandiso fanantenana ilay 0 cas ô? Nanjary nampivoaka ny olona indray. Tsy aleo ve tsy miteny toy izay sady dedaka no mamono olona?

Ny ofisialy ihany foana ny eto aloha:
20 martsa - 3
22 martsa - 12
24 martsa - 19
26 martsa - 23

Ary ilay fitiliana 20 minitra diso koa an!

Henjana e!

Efa couvre-feu fa mba aza adino ireo makorelina e!
... TohinyFintinina

3 andro lasa

Hatreto aloha dia somary nandiso fanantenana ilay 0 cas ô? Nanjary nampivoaka ny olona indray. Tsy aleo ve tsy miteny toy izay sady dedaka no mamono olona?

Ny ofisialy ihany foana ny eto aloha:
20 martsa - 3
22 martsa - 12
24 martsa - 19
26 martsa - 23

Ary ilay fitiliana 20 minitra diso koa an!

Henjana e!

Efa couvre-feu fa mba aza adino ireo makorelina e!Image attachment

Comment on Facebook

Exponentielle io courbe io. Ny action atao dia aiza no ahitana mametraka point d' inflexion.

Efa tsy voafehy intsony angaha sa efa vita ny nilaina azy dia najanona amin’izay?
Ny taxi-brousse-n’ ny vahoaka madinika tsy nasiana antra fa tonga dia nosakanana tsy nahazo nandeha. Tsy rariny!
... TohinyFintinina

3 andro lasa

Efa tsy voafehy intsony angaha sa efa vita ny nilaina azy dia najanona amin’izay?
Ny taxi-brousse-n’ ny vahoaka madinika tsy nasiana antra fa tonga dia nosakanana tsy nahazo nandeha. Tsy rariny!

Comment on Facebook

Efa novidina lafo ireo fanapahankevitra tsy mety na tsy noraisina nefa tokony. Ary vao maika idina lafo daholo izay fanampahankevitra tsy voahevitra. Ary mandeha ny ora. Na efa tara aza dia mba najanona aloha izany ny sidina. Fa ny coronavirus dia efa niparitaka aloha ary tsy misy fitiliana na Centre Opérationnel izany any an-kodahoha any. Alefa prezida a!

Tsy mandeha amin’ny laoniny ny laharampahamehana!

Izany rehefa niomana handroba fahefana fa tsy hitantana fahefana!
... TohinyFintinina

4 andro lasa

Tsy mandeha amin’ny laoniny ny laharampahamehana!

Izany rehefa niomana handroba fahefana fa tsy hitantana fahefana!

Comment on Facebook

hoy ny tanora hoe, il fait tout à l'envers. izao na ny taxi be na taxi tsy misy tokony niheritreritra raha nisy atidoha kely nitady hevitra hiarovana ny mpamily sy ny mpandeha. tena fohy dia fohy ny ....

Misaotra sy mankasitraka an’i Jack Ma, tompon’ny Alibaba, manome izao fanampiana izao ho an’ny tany afrikana ary ny Ethiopian Airlines, izay mandray anjara amin’ny Fitaterana ny entana.

www.rfi.fr/fr/afrique/20200322-ethiopie-livraison-aide-fondation-jack-alibaba-afrique

Fotoan’ny fampifandraisana sy fifanomezan-tanan’ny hery velona rehetra izao fa tsy fotoan’ny hadedahana sy fiavonavonana.

(Sary nindramina)
... TohinyFintinina

4 andro lasa

Misaotra sy mankasitraka an’i Jack Ma, tompon’ny Alibaba, manome izao fanampiana izao ho an’ny tany afrikana ary ny Ethiopian Airlines, izay mandray anjara amin’ny Fitaterana ny entana.

http://www.rfi.fr/fr/afrique/20200322-ethiopie-livraison-aide-fondation-jack-alibaba-afrique

Fotoan’ny fampifandraisana sy fifanomezan-tanan’ny hery velona rehetra izao fa tsy fotoan’ny hadedahana sy fiavonavonana.

(Sary nindramina)Image attachment

Comment on Facebook

Misaotra Andriamatoa Jack Ma

Resaka mpivarotena no andaniana andro amin’ny haino aman-jery manontolo.

Vaovao mifintina ary tena ilaina maika no tadiavina fa tsy hadedahana hanazava sy ha mpianatra.

Raopilanina mitondra fanomezana avy any Sina no idedahana kanefa fanomezana avy amin’i Jack Ma, tompon’ny Alibaba. Tsy misy fanononana ny anarany na fankasitrahana.

Xièxiè Jack-Ma!

Load more