23 C
Antananarivo
Tue 21 May 2019 11:39

Talata 21 Mey

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
broken clouds
23 ° C
23 °
23 °
49 %
1.5kmh
75 %
Tue
26 °
Wed
24 °
Thu
25 °
Fri
23 °
Sat
20 °

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Talata 21 Mey 2019.
Ho hitanao koa ao amin'ny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net
... TohinyFintinina

2 ora lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Talata 21 Mey 2019.
Ho hitanao koa ao aminny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net

Mbola mandeha ve itony article itony? ... TohinyFintinina

6 ora lasa

Mbola mandeha ve itony article itony?

 

Comment on Facebook

Efa lany andro e !

Fa nisy namafa

Ilay lalàna tsy appliqué eto @ tsika

amin'izao dia soratra ihany zany fa tsy misy fampiarana na ny kely aza

Symbolique fotsiny io articles io fa ny mpampiantra azy aza mandika azy ko

+ View more comments

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Sabotsy 18 Mey 2019.
Ho hitanao koa ao amin'ny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net
... TohinyFintinina

2 andro lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Sabotsy 18 Mey 2019.
Ho hitanao koa ao aminny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net

... TohinyFintinina

5 andro lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Alakamisy 16 Mey 2019.
Ho hitanao koa ao amin'ny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net
... TohinyFintinina

5 andro lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Alakamisy 16 Mey 2019.
Ho hitanao koa ao aminny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net

Toy izao ny endrikin'ny biletà tokana amin'ny fifidianana Solombavambahoaka ho avy izao. ... TohinyFintinina

6 andro lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Talata 14 Mey 2019.
Ho hitanao koa ao amin'ny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net
... TohinyFintinina

1 herinandro lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Talata 14 Mey 2019.
Ho hitanao koa ao aminny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net

 

Comment on Facebook

Ahoana hoy izy ny CENI aminio

TRANGAN'NY RAHARAHA 13 May 1972
NY 13 MAI 1972 TSIAHY IREO DATY MANAN-TANTARA
12 Mey 1972 : Nisamborana ireo mpianatra izay nivory teny Ankatso, nanomana ny fihaonambe hatao ny 13 Mey izay iarahana amin’ny ray aman-dreny sy ny sendika.Niteraka fahasorenana ho an’ireo namany izany ka nandeha nirohitra teo amin’ny Araben’ny Fahaleovan-tena izy ireo ny ampitson’io.
Ny alin’ny 12 Mey 1972 no nisamborana ireo mpianatra izay nivory teny Ankatso.tokony ho tany amin’ny 01 ora maraina dia efa voahodidina FRS ny toerana nisy azy ireo avy nibosesika niditra izy ireo ary nisambotra . Nisy tamin’ireo voasambotra no nentina mivantana tany Nosilava, nisy kosa ireo nalefa tany Arivonimamo. Ankoatra ireo mpianatra dia nisy koa ireo olon-dehibe nosamborina toa an’ny dokotera Rakotomalala Manan’Ignace, dokotera Rasamoelina Lala,….
13 Mey 1972 : Fifanjevoana teo amin’ny araben’ny fahaleovan-tena, nitifitra sy nandefa baomba mandatsa-dranomaso ireo mpilahatra ny FRS (Force Republicine de Securité), nisy ny maty sy ny naratra. Tezitra ny olona , nendahin’ny olona ny takelam-by “PLACE PHILIBERT TSIRANANA”, teraka teo ny anarana hoe KIANJAN’NY 13 MEY
Tonga teny Ankatso ny mpianatra vao nahare fa voasambotra ny namany. Tamin’ny 8 ora maraina niteny tamin’ny Radio ny Minisitry ny Ati-tany fa mitsahatra ny fitokonana satria voasambotra ny mpitarika ary hatolotra ny fitsarana, ka dia miverina mianatra ny mpianatra rehetra ny Alatsinainy 15 Mey. Nahatezitra ny olona ny tenin’ny Filoha Tsiranana avy any Ranomafana navoakan’ny Radio nanao hoe “mpifoka sy mpisotro rongony ireo mpitarika ireo ka manainga ankizy hamonjy ny fianarany izy.Raha mampiasa hery ny miaramila hoy indray izy dia “TSAK! TSAK !zato, arivo maty.” Nirohotra nankany amin’ny araben’ny fahaleovan-tena ny olona. Feno hipoka ny kianja tamin’ny 09 ora sy sasany. Tonga ny zandary tamin’ny 10 ora nitoby teo akaikin’ny Air Madagascar hitandro ny filaminana. Ny FRS (Force Republicine de Securité) efa tao amin’ny Lapan’ny Tanana nandefa baomba mandatsa-dranomaso, velona ny fifanjevoana, nitifitra ny FRS , nisy ny maty sy ny naratra. Niverina haingana tamin’ny helikoptera avy any an-dRanomafana ny filoha Philibert Tsiranana tamin’ny 01 ora tolakandro. Tezitra ny olona nedahin’ny olona ny takelam-by “PLACE PHILIBERT TSIRANANA”, teraka teo ny anarana hoe KIANJAN’NY 13 MEYdia niforona teo koa ny teny hoe ROTAKA. Nisy ny mpanararaotra nandroba.
15 Mey 1972 : Grevy faobe tao Antananarivo, filaharam-be nihazo an’Andafiavaratra toeram-piasan’ny filoham-pirenena.
Raha teny Ambatonakanga ny lohany amin’ny filaharana dia aty amin’ny gara Soarano ny farany. Isan’ireo sora-baventy nolanjaina tamin’izany ny hoe: AJANONY NY HERISETRA –ESORY NY FRS-AVOHAY NY NAMANAY-MIALA I TSIRANANA-TANINDRAZANA FA TSY ANTOKO…..Teo Andohalo anefa no nosakanan’ny miaramila ny mpilahatra fa ny solon-tenam-piangonana 4 dahy no nihaona tamin’ny filoha dia ny pastora Daniel Ratefy, Son eminence ny Kardinaly Jérôme Rakotomalala, ny Réverend Rasoloarivony ary ny pastora Rasendrahasina Titus.

#Association_AMAHO
... TohinyFintinina

1 herinandro lasa

Mijery hira gasy eto Manjakandriana. ... TohinyFintinina

1 herinandro lasa

 

Comment on Facebook

Hafa ihany Dada

Mankafy ny maha maiagasy e

Lalaina Patrick aon enao amty?

oela antitra sy oela velona enw Dada ah

misaotra Dada an!

+ View more comments

... TohinyFintinina

1 herinandro lasa

 

Comment on Facebook

Betsaka anefa NY vahoaka no mihevitra fa io ministre io no tena tampom-pahaizana eto Madagascar. Izany lazainy dia toa Baiboly mihitsy!

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Sabotsy 11 Mey 2019.
Ho hitanao koa ao amin'ny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net
... TohinyFintinina

1 herinandro lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Sabotsy 11 Mey 2019.
Ho hitanao koa ao aminny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net

Ministeran'ny vola sy ny teti-bola: voaroaka avokoa izay mpiasa rehetra niditra nandritra ny fitondrana HVM.
Miisa 150 ireo voaroaka ao amin'izao fotoana izao, ao ireo nampidinina "catégories"......
... TohinyFintinina

1 herinandro lasa

 

Comment on Facebook

Ary le niditra t@tetezamita ?

Driiiii???? D rehfa miala koa zany Rajouel d esorina koa izay nampidiriny?f aiza ilay continuite de l Etat?ny azy aza ministre mampiasa diplome fôsika

Cercle vicieux !

Mampalaelo zan

Odry fa ahoana

Mety izany raha oe tsy ara-dalana, fa tandremo kosa ary hampiditra akakama tsy ara-dalana fa tena tsy mety.

Milay kosa izany

+ View more comments

Nalehako avokoa Beroboka, Antanandava, Tsimafana, Belo Tsiribihina , Ankininy, Analaiva. Mitovy daholo ny hetahetanareo. Ireo ary ny kandidan'ny rodobe ny mpanangana vonona hiasa ho anareo. Hiara-hiasa isika hanantontosana ny vina rehetra tokony hampandroso ny aty.
Hanampy betsaka amin'izany ny fahalanian'ny kandidantsika, ka hanana solontena ao amin'ny antenimieram-pirenena isika. Tongava mifidy amin'ny 27 mey ary arotsahy ho an'ny kandida Tiako i Madagasikara ny vato.
... TohinyFintinina

1 herinandro lasa

 

Comment on Facebook

Makasitraka dada e

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Alakamisy 9 Mey 2019.
Ho hitanao koa ao amin'ny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net
... TohinyFintinina

2 herinandro lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Alakamisy 9 Mey 2019.
Ho hitanao koa ao aminny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net
Load more