Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
Aloavy ny karaman’ny mpiasa! ... TohinyFintinina
1 CommentComment on Facebook
Ny momba ilay filoha rajoelina hoe mampanantena inona ? Fa ianareo koa anie mora ambakaina e!
29/03/2024. Fahatsiarovana ny tolom-panafahana 29 marsa 1947. Tsara ho fantatra ny tantaran’ny hira «Madagasikara Tanindrazanay». ... TohinyFintinina
Ny zaza adala ratsy taiza sy tsy mahalala tantara no sahy manaonao foana manova ilay hira, sady efa misy ilay rôrô koa moa ankehitriny ka tsy mahagaga !