12 C
Antananarivo
Thu 20 Jun 2019 03:53

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
broken clouds
12 ° C
12 °
12 °
93 %
1.5kmh
75 %
Thu
18 °
Fri
17 °
Sat
15 °
Sun
19 °
Mon
22 °

... TohinyFintinina

1 andro lasa

 

Comment on Facebook

Efa lasa adala. Tsy zakan’ny lohany.

tokony ahiditra eny Anjanamasina io fa miha loza

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Talata 18 Jiona 2019.
Ho hitanao koa ao amin'ny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net
... TohinyFintinina

2 andro lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Talata 18 Jiona 2019.
Ho hitanao koa ao aminny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net

FETIN’NY RAY

- Voalaza fa fetin’ny ray androany
Maninona no ankalazaina eto izany?

- Satria azo ambara sy tiana hotsindriana
Fa izy no “lohan’ny fianakaviana”
Ary koa mahatsapa ny olom-piangonana
Ny ray no tonian’ny ankohonana

- Deraina fa kanto ’zany hevitra izany
Kanefa ny saiko dia te hanontany:
F’angaha tsy efa fetin’ny ray, isan’andro e!
Fa raha vao miposaka anie ny masoandro

Dia indro izy manao ‘zay tiany rehetra
Misotro, miloka ary misetrasetra e!
F’ianao ‘rery ihany ry neny malala
No tsy afa-mankaiza sy tsy afaka miala!

Ianao ‘rery ihany no mihafy sy lanaka
Mitaiza sy manolokolo ireo zanaka!

- Aleo tsy resahina re ny amin’izay
Sao ho tezitra ireo izay lazaina ho ray
Fa mba fetin’ny ray moa anio sombinaina
K’aleo re ny tsarany no holazaina e !

- Tsy laviko izany ry neny malala
Kanefa ny marina tsy azoko hafenina
Ahoana ireo ray mamo lava, tsy miala,
Fa mbola misotro, tsy laitra tenenina?

- Angamba mba fety dia mba miala voly e!
- Raha fety dia hay mifanahin-devoly?
- Meteza hitony ry zanako izany
- Hitony aho kanefa dia mbola hanontany

Maninona hoy aho ‘retsy ray aza fady
No misy malaza ho mpamono vady?

- Mba misy maningana k’atao ahoana e!
Aleo re ny tsarany no hotsaroana

- Misaotra ry neny fa marina izany
Meteza hifaly fa fety androany

Ry ray, ry tonian’ny fianakaviana,
Ry andry natao hijoroan’ny trano.
Atolotra anao eto ny firariana
Sy vavaka tsotra ho solon-tsodrano.

- Ny reny rehetra, ny zanaka tiana,
No miara-mifaly sy mampiara-peo:
Ny Tompo ao ambony hanome fitahiana
Sy fahasoavana ho aminareo

SEDERA RAVALISON
... TohinyFintinina

4 andro lasa

FETIN’NY RAY

-  Voalaza fa fetin’ny ray androany
Maninona no ankalazaina eto izany?

-  Satria azo ambara sy tiana hotsindriana
Fa izy no “lohan’ny fianakaviana”
Ary koa mahatsapa ny olom-piangonana
Ny ray no tonian’ny ankohonana

-  Deraina fa kanto ’zany hevitra izany
Kanefa ny saiko dia te hanontany:
F’angaha tsy efa fetin’ny ray, isan’andro e!
Fa raha vao miposaka anie ny masoandro

Dia indro izy manao ‘zay tiany rehetra
Misotro, miloka ary misetrasetra e!
F’ianao ‘rery ihany ry neny malala
No tsy afa-mankaiza sy tsy afaka miala!

Ianao ‘rery ihany no mihafy sy lanaka
Mitaiza sy manolokolo ireo zanaka!

- Aleo tsy resahina re ny amin’izay
Sao  ho tezitra ireo izay lazaina ho ray
Fa mba fetin’ny ray moa anio sombinaina
K’aleo re ny tsarany no holazaina e !

-  Tsy laviko izany ry neny malala
Kanefa ny marina tsy azoko hafenina
Ahoana ireo ray mamo lava, tsy miala,
Fa mbola misotro, tsy laitra tenenina?

-  Angamba mba fety dia mba miala voly e!
-  Raha fety dia hay mifanahin-devoly?
-  Meteza hitony ry zanako izany
-  Hitony aho kanefa dia mbola hanontany

Maninona hoy aho ‘retsy ray aza fady
No misy malaza ho mpamono vady?

-  Mba misy maningana k’atao ahoana e!
Aleo re ny tsarany no hotsaroana

- Misaotra ry neny fa marina izany
Meteza hifaly fa fety androany

Ry ray, ry tonian’ny fianakaviana,
Ry andry natao hijoroan’ny trano.
Atolotra anao eto ny firariana
Sy vavaka tsotra ho solon-tsodrano.

- Ny reny rehetra, ny zanaka tiana,
No miara-mifaly sy mampiara-peo:
Ny Tompo ao ambony hanome fitahiana
Sy fahasoavana ho aminareo

         SEDERA  RAVALISON

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Sabotsy 15 Jiona 2019.
Ho hitanao koa ao amin'ny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net
... TohinyFintinina

5 andro lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Sabotsy 15 Jiona 2019.
Ho hitanao koa ao aminny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net

Maso an-tapitrisa no mifantoka any aminareo ry fitsarana avo!

MBS
NAMETRAKA FITORIANA , ARY MITAKY NY HAMERENANA NY FIFIDIANANA NY COLLECTIF DES CANDIDATS
... TohinyFintinina

5 andro lasa

 

Comment on Facebook

Firy ny mpitory ? Mahasoa ny Rariny e !

Ka film efa nandeha io ry zareo..mitory @ hcc nareo dia ohatra ny hoe mitory any @ rajoelina..mitovy sahala reo e ...tsy misy hotsarana marina aeo eo akory...reo no mi valider ny halabato..mahereza..

... TohinyFintinina

6 andro lasa

Fanjakàn’ny sarety!... Aleo ampiadanina ny fiainana mirotoroto. ... TohinyFintinina

6 andro lasa

Fanjakàn’ny sarety!... Aleo ampiadanina ny fiainana mirotoroto.

 

Comment on Facebook

Tsy misy olana io. rhafa tsy mandroso dia aleho miverin-dalana daholo tsy misy akanavaka. Miverina @ fotony zero dia miara-miainga handroso miadana miaraka

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Alakamisy 13 Jiona 2019.
Ho hitanao koa ao amin'ny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net
... TohinyFintinina

7 andro lasa

Vidio ny gazetintsika NY VALOSOA VAOVAO androany Alakamisy 13 Jiona 2019.
Ho hitanao koa ao aminny www.gvalosoa.com na www.gvalosoa.net

Ny filoha Marc Ravalomanana miaraka amin'ny antoko Tiako i Madagasikara manontolo dia maneho fisaorana sy fankasitrahana ho antsika rehetra izay nifidy ny kandida natolotrin'ny antoko Tiako i Madagasikara ary koa misaotra antsika rehetra nanohana sy nanampy tamin'ny fanatontosana ny fifidianana sy ny fampielezan-kevitra.
Ary miantso antsika hanaraka tsy tapaka ny vaovao sy toromarika eto amin'ny pejy mba ho fiarovana ny safidintsika.
Mpandresy isika, ary ny marina dia marina hatrany.
... TohinyFintinina

1 herinandro lasa

 

Comment on Facebook

Misaotra an 'Andriamanitra isika ny amin'ireo candidat ireo

Misaotra azy isika mbola mitantana hatrany na dia maizina miha maloto aza ny ho avin'ny malagasy sy ny firenena. Tsy maintsy mandresy ny marina sy ny tena izy fa tsy sarintsariny.

misotra antsika zay mbol manome fitokisan azy

Load more