Home Search

- search results

If you're not happy with the results, please do another search

EDITO 7 Desambra – Ho fametrahana amboletra an-dRajoelina – Hiverina ho zanatany amin’ny endriny...

Isambilo Hiverina ho zanatany amin’ny endriny maoderina i Madagasikara, raha ho tafapetraka amboletra amin’ny fomba ofisialy ihany ny filoha napetraky ny CENI sy ny HCC...

IREO MPITANDRO FILAMINANA

Raha tsaraina ny asa vitan’ny mpitandro filaminana, Dia ho maro, tena maro ireo tsy ho afa-panadinana, Fa ny fomba amam-panaony, tena mahavaky vava, Tsy sokajin’ny mpandamina fa...

Nanao ny nataony ny herim-pamoretana – Voatohintohina indray ny fahalalahana maneho hevitra tany Diégo

LW Voatohintohina indray, ny fahalalahana maneho hevitra tany Antsiranana faritra Diana ny alahady teo. Voasakana tsy afaka nivory tao amin’ny foiben-toeran’ny Tiko Antsiranana ny Jeune...

Kandidà filoha Rajaonarimampianiana – Mitohy ary tsy maintsy mandresy ny tolona

Niaina Manoloana ny sarintsarina voka-pifidianana navoakan’ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana (HCC) ny herinandro lasa teo, nisy ny fanambarana nataon’ny kandidà filoha Hery Rajaonarimampianina, izay...

Fiainam-pirenena – Hanohy ny fampihavanana ny FFKM

Isambilo Nanatanteraka komity Foibe-45 ny herinandro teo, tao amin’ny EEM Katedraly Santa Marka Fosarato Fianarantsoa, ny FFKM: Fiombonan’ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara. Loha-hevitr’izany komity Foibe-45...

Departemantam-panjakana Amerikana – Ento amin’ireo rafi-pitsarana mahefa ireo fitarainana momba ny fifidianana

Nangonin’Isambilo Manoloana ny sarintsarina voka-pifidianana tamin’ny fifidianana filohampirenena teto Madagasikara ny herinandro teo iny, nanao fanambarana ny faran’ny herinandro teo Andriamatoa Matthew Miller, mpitondra tenin’ny...

RMDM sy ny TIM – Fanavotana ny Malagasy rehetra no maika fa tsy toerana

Isambilo Nivory tetsy amin’ny foiben-toeran’ny antoko TIM Bel’Air omaly, ny lohandohan’ny mpisorona sasany ao amin’ny rodoben’ny mpanohitra RMDM, sy ny avy amin’ny antoko Tiako i...

Fitondran-dRajoelina sy ny forongony – Mandeha ila toy ny kiraron’i Beminahy

Sôh’son Miharihary ankehitriny ny zava-misy eto amin’ny firenena, fa mandeha ila. Misy ampahany vahoaka, izay vitsy an’isa, manohana izao fitondrana izao, miohatra amin’ny maro an’isa...

Talata 5 Desambra

Hamaky ny tohiny: Pejy 1 - PDF Pejy 2 - PDF Pejy 3 - PDF Pejy 4 - PDF Pejy 5 - PDF Pejy 6...

EDITO 5 Desambra – Tsy hiadana sy tsy ho finaritra i Madagasikara

Helisoa Mbola hisy fanantenana ve ny ho havin'i Madagasikara raha izao zavamisy eto amin’ny firenena izao no sainina sy eritreretina? Tany tan-dalàna ve no misy...

LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
broken clouds
16 ° C
16 °
16 °
88 %
3.1kmh
75 %
Fri
21 °
Sat
26 °
Sun
25 °
Mon
22 °
Tue
15 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,330
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

2 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

Raharaha Jirama. Aiza moa izao ireo olona ireo?RAHARAHA JIRAMA
🔴 Nohelohin'ny fitsarana 10 taona asa an-terivozona miampy "dommages - intérêts" mitentina 2.500.000.000Ar avy ireo Tale roa teo aloha #Vonjy_Randriamanga sy #Rivo_Radanielina.

🔴 Anisan'ny vesatra anenjehana azy ireo ilay raharaha "prime" 1 miliara mahery notsinjarain'ireo mpitantana maherin'ny telopolo, ka 144 tapitrisa Ar sy 112 tapitrisa Ar avy no azon'izy roalahy.

🔴 Nahatratra 48 ireo voasaringotra sy voaheloka noho ny fanodikodinam-bola, ny fanararaotam-pahefana, famotsiam-bola sy ny firaisana tsikombakomba. Tsy mbola hita popoka kosa ireo Tale Jeneraly roa teo aloha ireo.
... TohinyFintinina

Raharaha Jirama. Aiza moa izao ireo olona ireo?
5 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

10/05/2024-LONDRES- Raharaha Romy Voos Andrianarisoa.ROMY VOOS ANDRIANARISOA
Voaheloka higadra 3 taona sy tapany
🔴Nohelohin'ny Fitsarana Britanika higadra 3 taona sy tapany sazy mihatra i Roomy Vois Andrianarisoa, Tale Kabinetran'ny Fiadidian'ny Repoblika teo aloha. 2 taona sy 3 volana kosa ny an'i Philippe Tabuteau.

🔴Tsiahivina fa notorian'ny orinasa #Gemfields ho nitaky tsolotra 225 000 livre sterling sy petra-bola 5% ho tambin'ny fanomezana taratasy fahazoan-dalana hitrandraka harena an-kibon'ny tany eto Madagasikara izy ireo, ka voasambotra tany Londres ny 10 aogositra 2023.
... TohinyFintinina

10/05/2024-LONDRES- Raharaha Romy Voos Andrianarisoa.