Home Search

- search results

If you're not happy with the results, please do another search

Vondron’ny kandidà – Hitohy amin’ny herinandro ny hetsika manerana ny Nosy

Isambilo Nitafa tamin’ny mpanao gazety teny Andraharo omaly, ny vondron’ny kandidà 11, nisongadina fa hitohy amin’ny herinandro ho avy io ny hetsika manerana ny Nosy. Araka...

Andry Rajoelina – Tsy manana ny fanohanana sy fankatoavan’ny vahoaka Malagasy

 Andry Tsiavalona Manaporofo ny tahotr’i Andry Nirina Rajoelina, na dia lany tamin’ny alalan’ny didy navoakan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana aza izy, fa tsy manana...

Sabotsy 9 Desambra

Hamaky ny tohiny: Pejy 1 - PDF Pejy 2 - PDF Pejy 3 - PDF Pejy 4 - PDF Pejy rehetra - Ny-Valosoa-Vaovao-9-desambra-2023

EDITO 9 Desambra – Mila sakanana ny hilentehan’i Madagasikara

Sôh’son Mitohy hatrany ny fanilatsilahana ny vahoaka ka manamafy ny fipatitahany. Efa nandritry ny taona maro no nisian’izany, niha-nibaribary tamin’ity taona 2023 ity nialoha sy...

MATAHOTRA ADINA AM-BAVA ?

Kanosa daholo ireo mpanatanteraka Ka dia matahotra hadinina am-bava? Sa tena governemanta miveraka Sy efa tsy zatra ny lala-mazava? Ireo olom-boafidy no tena atahorana Fa maro loatra ireo ratsy...

MADAGASIKARA AN’NY MALAGASY

Hiverina ho zanatany indray i Madagasikara, Io no sary mahonena izay manomboka ho tazana. Efa indreo mihirahira ny olona tsivalahara, Efa indreo mitehatehaka ny mpivaro-tanindrazana! Miomankomana daholo iretsy...

Alakamisy 7 Desambra

Hamaky ny tohiny: Pejy 1 - PDF Pejy 2 - PDF Pejy 3 - PDF Pejy 4 - PDF Pejy 5 - PDF Pejy 6...

Nosy-Be – Hanohy ny tolona nataon’i Ninie Donia ny zanany

Stefa Nanambara ny zanak’i Ninie Donia tao amin’ny kaontiny amin’ny tambazotran-tserasera sosialy, fa hanohy ny tolona nataon’ny reniny. Tolona ho an’ireo vahoaka nalain’ny...

Tsy vitan’ny ven’ny tanàna Vazahabe – Mantsina tsy laitra iainana Antananarivo Renivohitra

Helisoa Nandritra ny fitondràn’ny ben’ny tanàna Vazaha be Naina Andriatsitohaina, nandritra izay 4 taona izay dia miaina ao anaty fako misavovona Antananarivo Renivohitra....

Ho an’ny vahoaka maro an’isa – Tsy maintsy hihodina ny kodiaran-tsarety

Sôh’son Maneho ny heriny sy fahefany ary ny volany ankehitriny ry Rajoelina Andry sy ireo miray petsapetsa aminy rehetra nampandany azy, tamin’ny fifidianana amboletra teo,...

LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
few clouds
25 ° C
25 °
25 °
50 %
1.5kmh
20 %
Thu
25 °
Fri
24 °
Sat
23 °
Sun
21 °
Mon
23 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,336
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

2 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

Tsara ho fantatsika Malagasy tompon-tany ny harena misy eto ary tokony ho sarotiny amin’izany.
Madagasikara an’ny Malagasy!
... TohinyFintinina

Tsara ho fantatsika Malagasy tompon-tany ny harena misy eto ary tokony ho sarotiny amin’izany.
Madagasikara an’ny Malagasy!Image attachment
6 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

26/04/2024- Nivoaka ny fonja izao hariva izao Rtoa Olga Ramalason. ... TohinyFintinina

19 CommentsComment on Facebook

Erreur inona drai zao no filaza an'zan ? ? ?

Zao le olona lasa vedette raha tokony 69% Zao lasa 85% no azony @ fifidianana zao

Mirary soa azy hatrany isika. Manasa antsika rehetra hitsidika ny pejy. www.facebook.com/profile.php?id=61559156451927

Misaotr n ao ambony

Anjaran'i Mme Henriette indray zao no miditra fa nametraka fitoriana i Patsafotsy !

Amen

Vomaika mitombo ny fitiavan'ny olona anazy

Iza ary n manao n andro tsara s ratsy eto e?

Tsara zany

Misaotra an Andriamanitra🙏🙏🙏

Isaorana Andriamanitra!

Isaorana ny Tompo !

Misaotra Jeso à tsara lotra IANAO Jeso tsy misy tahaka ANAO

Alefa Olga!!!! Olo marina matoa navoka haha nangidy lay nandefa azy tany 🤣🤣🤣

Hisaorana ny Tompo

Isaorana Andriamanitra nampandresy ny marina.

Mahamenatra ny ataon'ity antsoina hoe fitondrana fanjakana mankany2 ity. Tsy misy fisainana!

Nataon'ny PAC nalaza tampoka ilay olona 😂😁

Mp azafady fa misy zavatra ifampilana nefa nareo tsy mety handefasana mp

Load More