Home Search

- search results

If you're not happy with the results, please do another search

Manondrana indray ny CENI – Tsy ny hahatomombana ny lisi-pifidianana no atao laharam-pahamehana

Tsy ny hahatomombana ny lisi-pifidianana no atao laharam-pahamehana hanajàna ny safidim-bahoaka fa mandragaranga fanafoanana ny fampielezan-kevitra noho ny tsy nahatongavan'ny kandidà rehetra nanolotra ny...

10:30 > Moramanga – Sabotsy 13 Oktobra – Neny Lalao hitarika Carnaval ho an’ny...

Hidina any amin’ny Moramanga i Neny lalao Ravalomanana ny Sabotsy 13 Oktobra hoavy izao. Izy no hitarika ny hetsika lehibe ho fampandaniana ny kandida...

Mandritsara – 11 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Betsaka ianareo no nitaraina tamiko teto Mandritsara amin'ny vidim-piainana. Ho alamitsika izany ary ho ampitomboina ny vola miditra any anaty posin'ny Malagasy. Aona no...

Mangaindrano – 11 Okt – Fidio kandidà 25, Marc Ravalomanana

Satria niandry ahy ianareo teo Mangaindrano dia nandalo aho nitsidika anareo. Mpamokatra vary ianareo ary efa mahita hevitra aho hanatsarana ny famoahana ireo vokatra...

Befandriana Avaratra – 11 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Isika rehetra no hiaraka hampandroso an'i Madagasikara. Ianareo eto Befandriana Avaratra dia tena Malagasy liana fandrosoana ka dia hanao izay faraheriko aho hanovana ho...

Analalava – 11 Okt – Fidio kandidà 25, Marc Ravalomanana

Tonga teto Analalava aho androany. Tena henoko ny fahoriana izay mianjady aminareo eto Analalava dia ny LALANA ary izany indrindra no nametrahako ho zava-dehibe ny...

Bealanana – 11 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

https://www.facebook.com/457946964405287/videos/243018613054371/ Faly tena faly aho tamin'ny fandraisanareo teto Bealanana. Nanazava ny momba ny « Manifesto » izay misy teboka 10 hanomezana toky ary havadika fandaharan’asa...

SADC – Raharaha sambo sinoa 330 – Rajao sy ny forongony, mpivarotra tanindraza sy...

Apportez votre soutien à la pétition - Madagascar: Faire révoquer l’accord de pêche signé avec la Chine Au 12 oct: 15000 signatures obtenues Tohin'ny raharaha fifanaovan-tsonia...

LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
few clouds
25 ° C
25 °
25 °
50 %
1.5kmh
20 %
Thu
25 °
Fri
24 °
Sat
23 °
Sun
21 °
Mon
23 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,336
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

2 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

Tsara ho fantatsika Malagasy tompon-tany ny harena misy eto ary tokony ho sarotiny amin’izany.
Madagasikara an’ny Malagasy!
... TohinyFintinina

Tsara ho fantatsika Malagasy tompon-tany ny harena misy eto ary tokony ho sarotiny amin’izany.
Madagasikara an’ny Malagasy!Image attachment
6 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

26/04/2024- Nivoaka ny fonja izao hariva izao Rtoa Olga Ramalason. ... TohinyFintinina

19 CommentsComment on Facebook

Erreur inona drai zao no filaza an'zan ? ? ?

Zao le olona lasa vedette raha tokony 69% Zao lasa 85% no azony @ fifidianana zao

Mirary soa azy hatrany isika. Manasa antsika rehetra hitsidika ny pejy. www.facebook.com/profile.php?id=61559156451927

Misaotr n ao ambony

Anjaran'i Mme Henriette indray zao no miditra fa nametraka fitoriana i Patsafotsy !

Amen

Vomaika mitombo ny fitiavan'ny olona anazy

Iza ary n manao n andro tsara s ratsy eto e?

Tsara zany

Misaotra an Andriamanitra🙏🙏🙏

Isaorana Andriamanitra!

Isaorana ny Tompo !

Misaotra Jeso à tsara lotra IANAO Jeso tsy misy tahaka ANAO

Alefa Olga!!!! Olo marina matoa navoka haha nangidy lay nandefa azy tany 🤣🤣🤣

Hisaorana ny Tompo

Isaorana Andriamanitra nampandresy ny marina.

Mahamenatra ny ataon'ity antsoina hoe fitondrana fanjakana mankany2 ity. Tsy misy fisainana!

Nataon'ny PAC nalaza tampoka ilay olona 😂😁

Mp azafady fa misy zavatra ifampilana nefa nareo tsy mety handefasana mp

Load More