Analalava – 11 Okt – Fidio kandidà 25, Marc Ravalomanana

Tonga teto Analalava aho androany.
Tena henoko ny fahoriana izay mianjady aminareo eto Analalava dia ny LALANA ary izany indrindra no nametrahako ho zava-dehibe ny fotodrafitrasa ao anatin’ny MANIFESTO.

Misaotra anareo tonga maro.
Dada mpanangana fa tsy mpandrava.

#FidioDada
#25