Home Search

- search results

If you're not happy with the results, please do another search

Antsohihy – 11 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Na dia tonga vao maraina ary aho dia maro ianareo teto Antsohihy no nitsena ahy. Faly tena faly aho satria mifanena aminareo eto. Nafana sy...

Alakamisy 11 Oktobra 2018

Hamaky ny tohiny: Ny Valosoa Vaovao 11 Oktobra 2018

EDITO 11 Oktobra 2018 – Fitondrana tsy mahafehy sehatra mamoritra ny vahoaka Malagasy

Sôh’son Tsy mahafehy ny vely kibay asesiky ny sandry be mibahana ny toe-karena maneran-tany ny mpitondra firenentsika mitana fahefana ankehitriny. Tsy manan-kambara ny fitondrana mihambo...

09:30 > Totikile Dada – Mitondra angindimby androany

Fidio Marc Ravalomanana, laharana-25, mpananangana fa tsy mpandrava!

Nosy-Be – 10 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

https://www.facebook.com/457946964405287/videos/582909535497883/ Magnano Mbola tsara Nosy Be 😉 Niandry ianareo na hariva ary ny andro. Misaotra anareo. Isan'ireo faritra efa nandalovako ny teto Nosy Be tamin'ny taona lasa,...

Ambanja – 10 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Mbola tsara e!!! Nahafinaritra ahy ny teto Ambanja androany. Faly ianareo nahita ahy fa izaho koa dia faly tena faly. Ny MANIFESTO no velirano hifanaovako amin'ny...

23:30 > MBS – Ahoana marina? Permis biométrique – Fitaterana – Fampianarana

https://www.facebook.com/MalagasyBroadcastingSystem/videos/312282442657189/

Boriziny – Marc Ravalomanana n•25 – Tsy mendrika an’i Madagasikara izao toerana misy azy

Tsy mendrika an’i Madagasikara izao toerana misy azy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena izao satria ao anatin’ny firenena dimy mahantra indrindra eran-tany no misy azy....

17:30 > Resy lahatra izahay hanohana an’i Marc Ravalomanana

Ny fiainan’ny tambanivohitra, tsy nisy olana. Nefa gaga izahay taty aoriana fa naongana i Dada. Ireo ambonimbony ireo no nanongana azy fa tsy izahay madinika....

LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
few clouds
12 ° C
12 °
12 °
82 %
1kmh
20 %
Fri
12 °
Sat
25 °
Sun
25 °
Mon
26 °
Tue
24 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,262
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

4 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

Dia hanana ny tobiny mihitsy izany ny frantsay?… Hahagaga ve izany raha toa ka frantsay ny filohampirenena??!!…
Amidy ambongadiny ny firenena, ampijaliana, ampitahorana, ampahantraina ny vahoaka… Manjaka ny fozaorana sy ny tariny! Indrisy!
... TohinyFintinina

1 CommentComment on Facebook

De mzninona ra miverina ho zanatany.

Dia hanana ny tobiny mihitsy izany ny frantsay?… Hahagaga ve izany raha toa ka frantsay ny filohampirenena??!!…
Amidy ambongadiny ny firenena, ampijaliana, ampitahorana, ampahantraina ny vahoaka… Manjaka ny fozaorana sy ny tariny! Indrisy!
2 herinandro lasa
Ny Valosoa Vaovao

RAHARAHA VANGAINDRANO
Olona 4 Nadoboka am-ponja

🔴 Nadoboka am-ponja vonjimaika Atoa #Rasambozafy_Cyrille sy ny olona 3 hafa taorian'ny fiakaran'izy ireo fampanoavana omaly. Afaka madiodio kosa ny olona 4 hafa.

🔴 Fitarihana fihetsiketsehana nitakiana ny fanafahana ny Depiote voafidy tao Vangaindrano Mahavitara Sylvestre moa no nisamborana azy ireo.

🔴 Ny 22 aogositra izao no handeha ny fitsarana
... TohinyFintinina