Home Search

- search results

If you're not happy with the results, please do another search

Antalaha – 12 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

ANTALAHA Faly tena faly ny vahoaka Antalaha nihaona mivantana amin'ny kandida Ravalomanana. Hamerina ny fitokisan'ny vahoaka amin'ny mpitondra amin'ny fametrahana fanjakana tan-dalana sy ny ady amin'ny...

Marofinaritra – 12 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Mahafinaritra ahy ny mihaona aminareo eto Marofinaritra. Mijaly noho ny tsy fandriam-pahalemana ny mponina eto. Efa voarafitra ao anatin'ny MAP 2 ny paikady hiadiany...

21:30 > Sabotsy 13 Oktobra – 8:30 maraina – Carnaval miainga eo Bel-Air

Miainga eo Bel-Air, dia mitohy any Analakely, Behoririka, Ampasapito.

Madagascar Action Plan (MAPII) at a glance

https://www.facebook.com/100004798426092/posts/1016696791833592/

Doany – 12 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Faly tena faly aho tonga eto Doany. Vao nigadona teto aho dia hitako fa maro ny ankizy eto. Efa ao anaty vina novolavolaina MAP2 dia...

Andapa – 12 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Faly tena faly aho mihaona aminareo eto Andapa. Fisaorana no atolotro anareo. Tonga ny fotoana izao hanomezana fitokisana ny fiaraha_miasa, FIDIO i dada fa hitondrana...

14:30 > Sambavagna – Alô rô topazantsika hely ny fampanantenana paokaty mahazatry ataon’lay 13...

Hafaliagna zeny! 😂 SAMBAVA-Ireo Fampanantenana nataon’i ANDRY RAJOELINA tamin'ny nandalovany teto SAMBAVA ny 10/10/2018 A 18H30mn ka isaky ny izy avy miteny ireto dia (Weeeeee...

11:00 > SADC – Angidimby enina natokana hanangona voka-pifidianana

Nanokana angindimby enina ny SADC ho atao fanangonana biletam-pifidianana sy ny PV eny amin'ny distrika tsirairay avy. Mitsinjara faritra enina ny anjaran'ireo angidimby ireo...

LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
broken clouds
16 ° C
16 °
16 °
94 %
4.1kmh
75 %
Fri
21 °
Sat
26 °
Sun
25 °
Mon
22 °
Tue
15 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,330
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

2 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

Raharaha Jirama. Aiza moa izao ireo olona ireo?RAHARAHA JIRAMA
🔴 Nohelohin'ny fitsarana 10 taona asa an-terivozona miampy "dommages - intérêts" mitentina 2.500.000.000Ar avy ireo Tale roa teo aloha #Vonjy_Randriamanga sy #Rivo_Radanielina.

🔴 Anisan'ny vesatra anenjehana azy ireo ilay raharaha "prime" 1 miliara mahery notsinjarain'ireo mpitantana maherin'ny telopolo, ka 144 tapitrisa Ar sy 112 tapitrisa Ar avy no azon'izy roalahy.

🔴 Nahatratra 48 ireo voasaringotra sy voaheloka noho ny fanodikodinam-bola, ny fanararaotam-pahefana, famotsiam-bola sy ny firaisana tsikombakomba. Tsy mbola hita popoka kosa ireo Tale Jeneraly roa teo aloha ireo.
... TohinyFintinina

Raharaha Jirama. Aiza moa izao ireo olona ireo?
5 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

10/05/2024-LONDRES- Raharaha Romy Voos Andrianarisoa.ROMY VOOS ANDRIANARISOA
Voaheloka higadra 3 taona sy tapany
🔴Nohelohin'ny Fitsarana Britanika higadra 3 taona sy tapany sazy mihatra i Roomy Vois Andrianarisoa, Tale Kabinetran'ny Fiadidian'ny Repoblika teo aloha. 2 taona sy 3 volana kosa ny an'i Philippe Tabuteau.

🔴Tsiahivina fa notorian'ny orinasa #Gemfields ho nitaky tsolotra 225 000 livre sterling sy petra-bola 5% ho tambin'ny fanomezana taratasy fahazoan-dalana hitrandraka harena an-kibon'ny tany eto Madagasikara izy ireo, ka voasambotra tany Londres ny 10 aogositra 2023.
... TohinyFintinina

10/05/2024-LONDRES- Raharaha Romy Voos Andrianarisoa.