Mandritsara – 11 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Betsaka ianareo no nitaraina tamiko teto Mandritsara amin’ny vidim-piainana. Ho alamitsika izany ary ho ampitomboina ny vola miditra any anaty posin’ny Malagasy. Aona no ahatongavana amin’izany hoy ianareo? ampiakarina ny sandam-bola Malagasy ary ao anatin’ny MANIFESTO izany.Mila atao aingana. Tsy hijaly intsony isika amin’ny fiakarany vidina entana ary hiaina tsara ny Malagasy.
MAHAY SY MAHALALA ARY MAHAVITA MAMPANDROSO I DADA
Fidio i dada, laharana 25.

#FidioMR25