Mangaindrano – 11 Okt – Fidio kandidà 25, Marc Ravalomanana

Satria niandry ahy ianareo teo Mangaindrano dia nandalo aho nitsidika anareo. Mpamokatra vary ianareo ary efa mahita hevitra aho hanatsarana ny famoahana ireo vokatra ireo ary hanatsara ny farimpiainan’ny Malagasy tsy vaky volo.
Mahita hevitra mandrakariva i dada 😊. Aza matahotra ianareo.

#FidioDada
#25