Home Search

- search results

If you're not happy with the results, please do another search

Sabotsy 16 Desambra

Hamaky ny tohiny: Pejy 1 - PDF Pejy 2 - PDF Pejy 3 - PDF Pejy 4 - PDF Pejy rehetra - Ny-Valosoa-Vaovao-16-desambra-2023

EDITO 16 Desambra – Fitaterana – Mampimenomenona ny mpandeha ny tapa-dalan’ny mpitatitra

Beharo Mampimenomenona ny mpandeha ny tapa-dalana ataon’ny mpitatitra amin’izao fotoana. Tato ho ato dia marobe ireo fitarainana voaray vokatry ny tsy rariny ataon'ny mpamily sy...

MATAHOTRA MAFY RY MAMIMBAHOAKA

Matahotra mafy ry Mamimbahoaka Ka efa manomboka ho tena mivoraka. Ny tena ahiany, tsy basy mipoaka Fa ny siotsioka sy ireo horakoraka. Hanao fianianana, handray fahefana Kanefa ny tahotra...

LANONAM-POZA ?

Hisy indray ny ra hiraraka Raha vao foza no tafaraka? Izay ilay sorona ilaina, Mila fandatsahana aina? Dia miomàna rey vahoaka Ny amin’ny zavatra hipoaka, N’aiza toerana iarahana Ka ny foza...

NY HEVITRY NY HOE FANAKORONTANANA

Efa tena niova dika ny hoe « fanakorontanana » Ho an’ireo bebasy donto tsy dia ampy fiofanana, Fa izay mihetsika rehetra na ny lalitra na pirina Dia...

MBA JIROM-BAZAHA FA TSY JIRON’AKOHO E !

Jiron’akoho indray no hamalifaliana Ireo sarangan’olona izay novidiana? Fa angaha dia tsy misy ry filoha vazaha Ilay mba « jirom-bazaha » ho anay mponina an-tsaha? Ny anarany ihany...

Depiote Fetra Boriboritany faha-5 – Ny 19 desambra ho avy izao no hivoaka ny...

Niaina Niakatra teny amin’ny Fitsarana Anosy ny talata teo ny raharaha depiote Fetra Ralambozafimbololona, depiote avy amin’ny Boriboritany faha-5, filohan’ny vondrona parlemantera Tiako i Madagasikara...

Fandraharahana – Mampiaka-peo ny sehatra tsy miankina amin’ny olan’ny jiro

Isambilo Manoloana ny olan’ny angôvo eto amintsika dia ny resaka jiro sy rano, nampiaka-peo izao ny sehatra tsy miankina eto amintsika mivondrona amin’ny fikambanana miisa...

ARFM – Endri-panjanahana vaovao no tiana hapetraka eto ka tsy ekena

Niaina Manatanteraka fihaonambe mandritra ny 2 andro eny Mandriambero distrikan’Ambohidratrimo ny ARFM: Antenimieran’ny Raiamandreny ara-drazana sy Foko eto Madagasikara. Omaly no nanombohan’izany ary hifarana anio,...

Rajoelina efa nanary ny maha-gasy azy – Fanambaniana ny Malagasy hoy ny filoha Marc...

Stefa Lanonana tsotra nefa nanana ny naha-izy azy, ny natao teny Faravohitra nandritra ny fankalazana ny tsingerin-taona faha-74 nahaterahan’ny filoha Marc Ravalomanana, filoha nasionalin’ny antoko...

LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
clear sky
23 ° C
23 °
23 °
33 %
2.6kmh
0 %
Sat
25 °
Sun
25 °
Mon
26 °
Tue
24 °
Wed
25 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,262
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

5 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

Dia hanana ny tobiny mihitsy izany ny frantsay?… Hahagaga ve izany raha toa ka frantsay ny filohampirenena??!!…
Amidy ambongadiny ny firenena, ampijaliana, ampitahorana, ampahantraina ny vahoaka… Manjaka ny fozaorana sy ny tariny! Indrisy!
... TohinyFintinina

1 CommentComment on Facebook

De mzninona ra miverina ho zanatany.

Dia hanana ny tobiny mihitsy izany ny frantsay?… Hahagaga ve izany raha toa ka frantsay ny filohampirenena??!!…
Amidy ambongadiny ny firenena, ampijaliana, ampitahorana, ampahantraina ny vahoaka… Manjaka ny fozaorana sy ny tariny! Indrisy!
2 herinandro lasa
Ny Valosoa Vaovao

RAHARAHA VANGAINDRANO
Olona 4 Nadoboka am-ponja

🔴 Nadoboka am-ponja vonjimaika Atoa #Rasambozafy_Cyrille sy ny olona 3 hafa taorian'ny fiakaran'izy ireo fampanoavana omaly. Afaka madiodio kosa ny olona 4 hafa.

🔴 Fitarihana fihetsiketsehana nitakiana ny fanafahana ny Depiote voafidy tao Vangaindrano Mahavitara Sylvestre moa no nisamborana azy ireo.

🔴 Ny 22 aogositra izao no handeha ny fitsarana
... TohinyFintinina