17:30 > Resy lahatra izahay hanohana an’i Marc Ravalomanana

Ny fiainan’ny tambanivohitra, tsy nisy olana. Nefa gaga izahay taty aoriana fa naongana i Dada.

Ireo ambonimbony ireo no nanongana azy fa tsy izahay madinika. Madinika aza nalahelo.

Aleo ihany miverina amin’i Dada ary manohana an’i Dada.

Ary mivavaka mafy aho mba ho lany tokoa i Dada.

«AO NY ANDRO HANGINANA ,ARY AO NY ANDRO HITENENANA».Tsaramandimby na i Kaina ,Florentin na i Rasta .Izy roa lahy…

Publiée par Fernand Cello sur Mardi 9 octobre 2018