Ambanja – 10 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Mbola tsara e!!!
Nahafinaritra ahy ny teto Ambanja androany. Faly ianareo nahita ahy fa izaho koa dia faly tena faly.
Ny MANIFESTO no velirano hifanaovako amin’ny Malagasy rehetra. Ho tanterahitsika ny VINA rehetra izay voarakitra ao anatiny.
Ny lalana no mampifandray antsika Malagasy, tsy maintsy vitatsika io 😉, hain’i dada no manao an’izany.
Hiaro ny Malagasy aho, hiaro ny taniny izay somparan’ireo hafa, hiaro ny vokatra vita Malagasy, hiaro ny zanatsika izay miandrandra ho avy mamiratra.
#FidioDada
#25