Home Search

- search results

If you're not happy with the results, please do another search

Ry Malagasy, aza matahotra fa ho azonao ilay tany vaovao

https://www.facebook.com/457946964405287/videos/1098452770312839/ Ny firenena izay ho atsangatsika Dia firenena tena vanona Ka andeha hiaraka hihira isika hoe : Tiako i Madagasikara. Ka sahia andeha hiara-dia Aza kanosa fa avia ; Ravalomanana no...

Mahajanga – Andiany faha-9 andro maneran-tany ho an’ny tanora (JMJ)

Eto Mahajanga no ankalazaina ny andro maneran-tany ho an’ny tanora. Tao amin’ny « Village touristique » n’i Mahajanga no natao ny lanonam-panokafana ny Talata 9 Oktobra. Hitohy...

08:00 > Kardinaly Désiré Tsarahazana – Ho avy eto Madagasikara ny Papa amin’ny herintaona...

"Nous sommes allés chez le pape pour demander qu'il vienne nous voir à Madagascar. Nous sommes heureux de vous faire connaître qu'il va venir...

Talata 9 Oktobra

Hamaky ny tohiny: Ny Valosoa Vaovao 9 Oktobra 2018

Vondrona Eoropeana – Tonga ireo mpanara-maso ny fifidianana hiasa mandritra ny fotoana tsy voafetra

Tonga eto amintsika amin’izao fotoana izao ireo mpanara-maso ny fifidianana avy amin’ny Vondrona Eoropeana, izay hiparitaka manerana ny Nosy mandritra ny fotoana tsy voafetra,...

EDITO 9 Oktobra 2018 – Fampielezan-kevitra: misy tsy mahatanty demokrasia sahady

Rina Rabemananjara Fa iza no tsy mahatanty Demokrasia? Iza no tsy mahazaka ka vao manomboka ny fampielezankevitra dia manaratsy ny hafa? Tsotra ny valiny! Matoa haratsiana dia atahorana,...

LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
few clouds
25 ° C
25 °
25 °
50 %
1.5kmh
20 %
Thu
25 °
Fri
24 °
Sat
23 °
Sun
21 °
Mon
23 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,336
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

2 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

Tsara ho fantatsika Malagasy tompon-tany ny harena misy eto ary tokony ho sarotiny amin’izany.
Madagasikara an’ny Malagasy!
... TohinyFintinina

Tsara ho fantatsika Malagasy tompon-tany ny harena misy eto ary tokony ho sarotiny amin’izany.
Madagasikara an’ny Malagasy!Image attachment
6 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

26/04/2024- Nivoaka ny fonja izao hariva izao Rtoa Olga Ramalason. ... TohinyFintinina

19 CommentsComment on Facebook

Erreur inona drai zao no filaza an'zan ? ? ?

Zao le olona lasa vedette raha tokony 69% Zao lasa 85% no azony @ fifidianana zao

Mirary soa azy hatrany isika. Manasa antsika rehetra hitsidika ny pejy. www.facebook.com/profile.php?id=61559156451927

Misaotr n ao ambony

Anjaran'i Mme Henriette indray zao no miditra fa nametraka fitoriana i Patsafotsy !

Amen

Vomaika mitombo ny fitiavan'ny olona anazy

Iza ary n manao n andro tsara s ratsy eto e?

Tsara zany

Misaotra an Andriamanitra🙏🙏🙏

Isaorana Andriamanitra!

Isaorana ny Tompo !

Misaotra Jeso à tsara lotra IANAO Jeso tsy misy tahaka ANAO

Alefa Olga!!!! Olo marina matoa navoka haha nangidy lay nandefa azy tany 🤣🤣🤣

Hisaorana ny Tompo

Isaorana Andriamanitra nampandresy ny marina.

Mahamenatra ny ataon'ity antsoina hoe fitondrana fanjakana mankany2 ity. Tsy misy fisainana!

Nataon'ny PAC nalaza tampoka ilay olona 😂😁

Mp azafady fa misy zavatra ifampilana nefa nareo tsy mety handefasana mp

Load More