Nosy-Be – 10 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Nafana ny teto Nosy Be.

Publiée par Marc Ravalomanana sur Mercredi 10 octobre 2018

Magnano Mbola tsara Nosy Be 😉

Niandry ianareo na hariva ary ny andro. Misaotra anareo.
Isan’ireo faritra efa nandalovako ny teto Nosy Be tamin’ny taona lasa, ary betsaka ny fitarainanareo teto.
Hitondra vahaolana i dada ary efa voarakitra ao anaty MANIFESTO izany.
Alain’olona ny taninareo hoy ianareo, aza mataotra fa AVERINA amin’ny Malagasy ny taniny. Dada hiaro anareo.
Mba siana Oniversite eto Nosy Be hoy ianareo, ao anatiny vina ny fanabeazana ary indrindra ny ho avin’ireo tanora ireo, ny zanakareo dia zanako, izay no maha dada ahy.
Hiara-hiasa isika, hiara-hientana ary hifidy ny num 25
TSY MAINTSY MANDROSO MADAGASIKARA

#FidioDada
#25

(Marc Ravalomanana – Ofisialy )