Home Search

- search results

If you're not happy with the results, please do another search

Voasonia ny maha-mpirahavavy (na ‘jumelage’) Antsirabe sy Taolagnaro

Miezaka mikaroka hatrany ny fampivelarana sy fampandrosoana anatiny ny Kaominina Antsirabe renivohitra. Raha ny mahazatra hatramin'izay dia ny fiaraha-miasan'ny vondrombahoakam-paritra toy ny kaominina eto...

Edito 19 Jiona – Tsy misy firenena mandroso anaty kitoatoa

Edito 19 Jiona Tsy misy firenena mandroso anaty kitoatoa Rina Rabemananjara Tsy tongatonga ho azy ny fandrosoan’ny firenena iray fa tsy maintsy misy ny antony mahatonga izany...

11:00 > Salon de l’Industrie de Madagascar – Tanjombato – Filoha Marc Ravalomana sy...

Tonga nanatrika ny fanokafana ny Salon de l’Industrie de Madagascar (SIM) faha-efany tao Tanjombato ny filoha Marc Ravalomanana sy ny ben 'ny tanana Lalao...

09:00 > MBS: Afa-geja

Noravàn'ny filankevi-panjakana (Conseil d'Etat) ny fanapahankevitry ny ministeran'ny serasera nanantona ny fahazoana halalana (Licence d'exploitation) ho an'ny orinasa MBS mampandeha ny Radio sy ny...

09:00 > Misy manao fifanarahana hosoka

Ajanony ilay politika maloto e! efa niteny dada fa tsy nanao fifanarahana tamin 'iza sy iza, fa aza manao fihetsika mamoehatra tahaka izao, ,

Liva, Kmfb – Noseranan-drahona ny tolon’ny fanovana

Ny Valosoa Mitondra ny heviny momba ny raharaham-pirenena indray Razafitsifera Liva na I Liva KMFB (Komity Miaro ny Safidim-Bahoaka). Na dia teo aza ny ezaka...

Hetsi-bahoakan’ny Fanovana

Mila ovaina ireo ministra HVM ao amin’ny governemanta Helisoa Tsy milavo lefona ny vahoaka mpitolona ho an’ny fanovàna  miaraka min’ny depiote 73   fa tonga marobe tao...

Angôvo – Vao tonga Rabary Njaka dia nakariny ny vidin-tsolika

Ny Valosoa Vao tonga ny ministry ny angôvo vaovao, izay ny tonta ihany no navadibadika dia ny ministra Henry Rabary Njaka dia niakatra ny vidin-tsolika....

15:30 > Tapaka jiro ny seranam-piaramanidina any Antalaha fa tsy nahaloha faktiora dimy volana

SERANAM-PIARAMANIDINA ANY ANTALAHA: Notapahin'ny Jirama nanomboka ny 18 jona tamin'ny 8 ora maraina ny jiro, fa tsy voaloa ny faktiora 5 volana.

Talata 19 Jiona 2018

Hamaky ny tohiny: Ny Valosoa Vaovao, 19 Jiona

LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
broken clouds
17 ° C
17 °
17 °
88 %
3.6kmh
75 %
Tue
17 °
Wed
21 °
Thu
21 °
Fri
20 °
Sat
23 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,332
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

3 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

10/05/2024-LONDRES- Raharaha Romy Voos Andrianarisoa.ROMY VOOS ANDRIANARISOA
Voaheloka higadra 3 taona sy tapany
🔴Nohelohin'ny Fitsarana Britanika higadra 3 taona sy tapany sazy mihatra i Roomy Vois Andrianarisoa, Tale Kabinetran'ny Fiadidian'ny Repoblika teo aloha. 2 taona sy 3 volana kosa ny an'i Philippe Tabuteau.

🔴Tsiahivina fa notorian'ny orinasa #Gemfields ho nitaky tsolotra 225 000 livre sterling sy petra-bola 5% ho tambin'ny fanomezana taratasy fahazoan-dalana hitrandraka harena an-kibon'ny tany eto Madagasikara izy ireo, ka voasambotra tany Londres ny 10 aogositra 2023.
... TohinyFintinina

10/05/2024-LONDRES- Raharaha Romy Voos Andrianarisoa.
1 herinandro lasa
Ny Valosoa Vaovao

Olona tsy vanona. Anisan’ny tomponandraikitra amin’izao fijaliana mahazo ny Malagasy izao. « Tsy nanao ny soa, tsy nanao ny tsara, tsy nanao ny marina »Mandefa hafatra kely hanombohana ny herinandro i Jean Eric Rakotoarisoa. Mampianatra lalàna, filohan'ny HCC teo aloha. ... TohinyFintinina

10 CommentsComment on Facebook

Tazi angah hono mba nanao an'zany. Sa miana-kendry

Eishy !!! Azo raisina fa tsy mitombona !!!

SA9 DE DIS9 ADRESSE ITY OLONA ITY SA VE AZO 4AISINA FA TSY MITOMBINA

fa ahona?

Angaha MBA nanao n'y marina izato izy 😅😅😅

Angaha nanenina ilay olona io

Fakon'olona sahy mampianatra 👎🏼👎🏼👎🏼👎🏼👎🏼👎🏼👎🏼👎🏼

Izany??????Eny oa!

Azo raisina fa tsy mitombina 🙈

Load More

Olona tsy vanona. Anisan’ny tomponandraikitra amin’izao fijaliana mahazo ny Malagasy izao. « Tsy nanao ny soa, tsy nanao ny tsara, tsy nanao ny marina »