11:00 > Salon de l’Industrie de Madagascar – Tanjombato – Filoha Marc Ravalomana sy Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana

Tonga nanatrika ny fanokafana ny Salon de l’Industrie de Madagascar (SIM) faha-efany tao Tanjombato ny filoha Marc Ravalomanana sy ny ben ‘ny tanana Lalao Ravalomanana ny maraina teo.

Tonga nanatrika ny fanokafana ny SIM tao Tanjombato ny filoha Marc Ravalomanana sy ny ben 'ny tanana Lalao Ravalomanana ny maraina teo

Publiée par Arp Helisoa sur Jeudi 21 juin 2018