Home Search

- search results

If you're not happy with the results, please do another search

Lahatsoratra

Eran-tany

Tahiry

Tselatra

Etazonia: ankizy 2000 nosarahina tamin’ny ray aman-dreniny

Ankizy 2000 no nosarahina tamin'ny ray aman-dreniny tao anaty herinandro enina taorian'ny tsy nampiarana ny politikan'ny "zero tolerance" ho an'ireo rehetra miditra ny firenena...

Ravalomanana: “Mamerina sy manantitrantitra aho ary manamafy fa tsy nanao Accord Politique izany aho”

Ravalomanana: "Mamerina sy manantitrantitra aho ary manafy fa tsy nanao Accord Politique izany aho. Tsy mbola namitaka ny vahoaka aho ary tsy hamitaka azy...

19:20 > Orinasa AAA – Ravalomanana: “Sokafako io rahampitso”

Fangalam-peo nandritra ny Salon de l'Industrie de Madagascar androany 21 Jiona. Quota?... Tsy mahazo miteny ny indostria. https://www.facebook.com/Mandroso.Randria/videos/921891321314140/

Zafilahy Stanilas – Miseho masoandro ny mpamitaka sy ny mafia politika

Momba ny raharaham-pirenena, maneho ny heviny ny depiote teo aloha tany Vavatenina, Zafilahy Stanislas. Miseho masoandro ankehitriny ny mpamitaka sy ny mpivarotra tanindrazana ary...

Tsy matahotra fifidianana ny mpanaradia an’i Dada

Avelao mihitsy dia ho avy ny fifidianana hahafantarana ny marina hoy ireo mpomba an’i Dada, manoloana indrindra ny hoe haroso mialoha ny fifidianana izay...

LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
scattered clouds
17 ° C
17 °
17 °
82 %
3.1kmh
40 %
Tue
17 °
Wed
21 °
Thu
22 °
Fri
19 °
Sat
24 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,332
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

3 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

10/05/2024-LONDRES- Raharaha Romy Voos Andrianarisoa.ROMY VOOS ANDRIANARISOA
Voaheloka higadra 3 taona sy tapany
🔴Nohelohin'ny Fitsarana Britanika higadra 3 taona sy tapany sazy mihatra i Roomy Vois Andrianarisoa, Tale Kabinetran'ny Fiadidian'ny Repoblika teo aloha. 2 taona sy 3 volana kosa ny an'i Philippe Tabuteau.

🔴Tsiahivina fa notorian'ny orinasa #Gemfields ho nitaky tsolotra 225 000 livre sterling sy petra-bola 5% ho tambin'ny fanomezana taratasy fahazoan-dalana hitrandraka harena an-kibon'ny tany eto Madagasikara izy ireo, ka voasambotra tany Londres ny 10 aogositra 2023.
... TohinyFintinina

10/05/2024-LONDRES- Raharaha Romy Voos Andrianarisoa.
1 herinandro lasa
Ny Valosoa Vaovao

Olona tsy vanona. Anisan’ny tomponandraikitra amin’izao fijaliana mahazo ny Malagasy izao. « Tsy nanao ny soa, tsy nanao ny tsara, tsy nanao ny marina »Mandefa hafatra kely hanombohana ny herinandro i Jean Eric Rakotoarisoa. Mampianatra lalàna, filohan'ny HCC teo aloha. ... TohinyFintinina

10 CommentsComment on Facebook

Tazi angah hono mba nanao an'zany. Sa miana-kendry

Eishy !!! Azo raisina fa tsy mitombona !!!

SA9 DE DIS9 ADRESSE ITY OLONA ITY SA VE AZO 4AISINA FA TSY MITOMBINA

fa ahona?

Angaha MBA nanao n'y marina izato izy 😅😅😅

Angaha nanenina ilay olona io

Fakon'olona sahy mampianatra 👎🏼👎🏼👎🏼👎🏼👎🏼👎🏼👎🏼👎🏼

Izany??????Eny oa!

Azo raisina fa tsy mitombina 🙈

Load More

Olona tsy vanona. Anisan’ny tomponandraikitra amin’izao fijaliana mahazo ny Malagasy izao. « Tsy nanao ny soa, tsy nanao ny tsara, tsy nanao ny marina »