Guy Rivo Randrianarisoa Marobe ireo lalana niarahana. Nampianatra ianao. Nanoro ianao. Nanitsy ianao. Nibedy ianao. Azoko lazaina fa noho ianao no nampiova ahy hijery akaiky kokoa ny mpiarabelona. Noho ianao no nahatonga ahy hahay hanetry tena. Noho ianao no nahatonga ahy...

00:00 > 10 Janoary 2019 – Fanambarana – Eliane Bezaza

Eliane Bezaza - Fiarahabana ny Filoha Andry Rajoelina Andriamatoa Filoha, Miarahaba anao filoha Andry Rajoelina ny tenanay sy ny antoko PSD izay tarihinay nohon'ny fahalanianao amin'ny fomba...

16:30 > Miara-miampita – Voka-pifidianana – HCC Ambohidahy – Vaovao farany

Hadiny iray mahery izao no nolavina daholo ny fitoriana mangataka ny fanafoanana voka-pifidianana eran'ny birao fandatsaham-bato. Tsy mitombina ohatra ny fanilikilihana ny delegen'ny K25 satria...

16:00 > Miara-miampita – Voka-pifidianana – HCC Ambohidahy – Vaovao farany

Mbola mitohy hatramin’izao ny fandavana ny fitoriana amin’ny ankolafy K25. Ohatra amin’ny fandavana

15:30 > Miara-miampita – Voka-pifidianana – HCC Ambohidahy – Vaovao farany

Lavina daholo ny fitoriana nataon’ny avy amin’ny kandidà 25 hatramin’izao. Tapaka ny mivantana TVM amin’izao fotoana izao.

13:00 > Miara-miampita – Voka-pifidianana – HCC Ambohidahy – Vaovao farany

Efa tapaka tamin’ iray ora folakandro ny lalana manodidina ny HCC eo Ambohidahy. Feno mpitandro filaminana ny manodidina. Ary eo amin'ny 2000 eo ho...

09:00 > Kianjan’ny 13 Mey – Vaovao farany (40) – Fanentanana...

Entanina mandrakariva ny vahoaka mitaky ny fahamarinana ho tonga eny amin’ny kianja androany faha-8 Janoary. Eo amin’ny kianja ny mpitaky fahamarinana no hiandry ny voka-pifidianana...

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
scattered clouds
24 ° C
24 °
24 °
64 %
3.6kmh
40 %
Tue
26 °
Wed
25 °
Thu
26 °
Fri
24 °
Sat
24 °