Etazonia: ankizy 2000 nosarahina tamin’ny ray aman-dreniny

Ankizy 2000 no nosarahina tamin’ny ray aman-dreniny tao anaty herinandro enina taorian’ny tsy nampiarana ny politikan’ny “zero tolerance” ho an’ireo rehetra miditra ny firenena etazonia antsokosoko.
Nambaran’i Melania Trump tamin’ny vadiny Donal Trump fa ilaina ny fitanantam-pirenena manara-dalàna fa ilaina koa ny fitantanana miaraka amin’ny fo.

(Notsongaina teto)