Ravalomanana: “Mamerina sy manantitrantitra aho ary manamafy fa tsy nanao Accord Politique izany aho”

Ravalomanana: “Mamerina sy manantitrantitra aho ary manafy fa tsy nanao Accord Politique izany aho. Tsy mbola namitaka ny vahoaka aho ary tsy hamitaka azy mihitsy”.

21 juin 2018 – « Sandoka izay fifanarahana mandendeha any, tsy nisy accord politique nosoniaviko zany » hoy ny Filoha Ravalomanana

Publiée par Mandroso Randria sur Jeudi 21 juin 2018