Fifidianana depiote – Hamoaka ny voka-pifidianana vonjy maika ny CENI...
Hamoaka ny voka-pifidianana vonjy maika ny CENI anio eny Alarobia, nampahafantatra izany izy ireo ny alakamisy teo. Tamin’izany koa no nanazavany ny fikirakirana ny...
Fifidianana – Joël Ralaivaohita – Fanehoan-kevitra
Tsy isan’andro aho no manoratra lava be ka mba miangavy ho vakiana hatramin’ny farany, indrindra ho antsika « be politika ». Ninia tsy niresaka...
10 Janoary 2019 – Fanambarana – Hanitra Razafimanantsoa
Nanao izay tokony natao isika ary niezaka foana hoan' ny fitiavana ny Firenena fa Indrindra mba hamerina indray ny Filoha Ravalomanana ho eo amin'ny...
Serge Zafimahova – “La CÉNI et la HCC sont des hontes...
Au nom de de tous les membres de l’équipe de Coordination générale de la campagne du Candidat Marc Ravalomanana, nous prenons acte de la...
Filoha Ravalomanana – Soa iombonan’ny Malagasy no tadiavina fa tsy ho ahy irery
Isambilo
Nahazo fanasana ary niatrika ny lanonan’ny Asaramanitra teny amin’ny lapam-panjakan’Iavoloha omaly, ny kandidà Filoha Marc Ravalomanana, niara-dia taminy tamin’izany Ramatoa Lalao Ravalomanana vadiny, izay sady ben’ny tanànan’Antananarivo.
Izao fihetsika izao no manaporofo fa tena ray...
Asaramanitra teny Iavoloha – Sambany tsy natrehana Praiministra am-perinasa
Isambilo
Tontosa soa aman-tsara teny amin’ny Lapam-panjakana teny Iavoloha omaly, ny fifampiarahabana tratry ny Asaramanitra teo amin’ny Filoham-panjakana Rivo Rakotovao mivady, sy ny andrim-panjakana misy eto amin’ny firenena ary ireo masoivoho vahiny monina sy miasa...
EDITO 8 Janoary – HCC: miandry ny voka-pifidianana araka ny fahamarinana ny Malagasy
Andry Tsiavalona
Misavorovoro ny fiainam-pirenena sy ny fiainan’ny Malagasy amin’ity andro iandrasana ny voka-pifidianana ofisialy havoakan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana (HCC) ity.
Tsy fantatra intsony iza no manome baiko ireo “herim-pamoretana” manaparitaka ny vahoaka amin’ny...
Toetrandro androany
Antananarivo
broken clouds
24
°
C
24
°
24
°
53 %
7.7kmh
75 %
Sat
23
°
Sun
25
°
Mon
26
°
Tue
23
°
Wed
21
°