Mahajanga – Andiany faha-9 andro maneran-tany ho an’ny tanora (JMJ)

Eto Mahajanga no ankalazaina ny andro maneran-tany ho an’ny tanora. Tao amin’ny « Village touristique » n’i Mahajanga no natao ny lanonam-panokafana ny Talata 9 Oktobra.

Hitohy izany fankalazana hatramin’ny Alahady 14 Oktobra.

Tonga nonotrona ny kandidà laharana-25, Marc Ravalomanana.