Home Search

- search results

If you're not happy with the results, please do another search

Alahady 14 Oktobra – Ady hevitra politika kandidà amin’ny fifidianana

Manomboka amin'ny Alahady 14 Oktobra amin'ny 5 ora hariva ho avy izao no hanomboka ny don-dresaka voalohany hihaonan'ny mpifaninana amin'ny fifidianana ho filohan'ny Repoblika...

15:30 > QG KMMR – Bel-Air – Marc Ravalomanana, kandidà n•25, nitafa tamin’ireo mpanao...

https://www.facebook.com/100007920066152/posts/2232936406980340/

CENI – Tonga ireo biletà tokana hampiasaina amin’ny 7 novambra

Isambilo Tonga ireo biletà tokana hampiasaina amin’ny fifidianana filohampirenena fihodinana voalohany hatao eto amintsika ny 7 novambra ho avy izao. Nalaina teny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena...

Manome toky ny vahoaka Malagasy aho – MANIFESTO

Marc Ravalomanana - Manifesto-PDF Fandriampahalemana amin'ny lafiny rehetra Fitsaboana amin'ny ambaratonga rehetra Fampianarana ho an'ny rehetra Hampitombo ny fidiram-bola sy ny fahefa-mividy Hanangana foto-drafitra'asa isaky ny faritra Fitsinjarana sy fanampariaham-pahefana...

Rajoel, what the fuck!

http://telechargement.rfi.fr/rfi/francais/audio/modules/actu/201810/INV_AFR_UNIQUE_07_10_Andry_Rajoelina_ancien_president_malgache_10_7_2018-2.mp3 (RFI) Président de la Haute autorité de la transition de 2009 à 2014, arrivé au pouvoir hors des urnes à la suite d'une insurrection, Andry...

12:30 > TVPlus – Sabotsy 6 Oktobra – Me Hanitra sy Atoa Rabenja ...

Tsy mpandrava, tsy mpandoro fa mpanorina. Madagasikara sy ny Malagasy aloha.

LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
broken clouds
16 ° C
16 °
16 °
94 %
4.1kmh
75 %
Fri
21 °
Sat
26 °
Sun
25 °
Mon
22 °
Tue
15 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,330
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

2 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

Raharaha Jirama. Aiza moa izao ireo olona ireo?RAHARAHA JIRAMA
🔴 Nohelohin'ny fitsarana 10 taona asa an-terivozona miampy "dommages - intérêts" mitentina 2.500.000.000Ar avy ireo Tale roa teo aloha #Vonjy_Randriamanga sy #Rivo_Radanielina.

🔴 Anisan'ny vesatra anenjehana azy ireo ilay raharaha "prime" 1 miliara mahery notsinjarain'ireo mpitantana maherin'ny telopolo, ka 144 tapitrisa Ar sy 112 tapitrisa Ar avy no azon'izy roalahy.

🔴 Nahatratra 48 ireo voasaringotra sy voaheloka noho ny fanodikodinam-bola, ny fanararaotam-pahefana, famotsiam-bola sy ny firaisana tsikombakomba. Tsy mbola hita popoka kosa ireo Tale Jeneraly roa teo aloha ireo.
... TohinyFintinina

Raharaha Jirama. Aiza moa izao ireo olona ireo?
5 andro lasa
Ny Valosoa Vaovao

10/05/2024-LONDRES- Raharaha Romy Voos Andrianarisoa.ROMY VOOS ANDRIANARISOA
Voaheloka higadra 3 taona sy tapany
🔴Nohelohin'ny Fitsarana Britanika higadra 3 taona sy tapany sazy mihatra i Roomy Vois Andrianarisoa, Tale Kabinetran'ny Fiadidian'ny Repoblika teo aloha. 2 taona sy 3 volana kosa ny an'i Philippe Tabuteau.

🔴Tsiahivina fa notorian'ny orinasa #Gemfields ho nitaky tsolotra 225 000 livre sterling sy petra-bola 5% ho tambin'ny fanomezana taratasy fahazoan-dalana hitrandraka harena an-kibon'ny tany eto Madagasikara izy ireo, ka voasambotra tany Londres ny 10 aogositra 2023.
... TohinyFintinina

10/05/2024-LONDRES- Raharaha Romy Voos Andrianarisoa.