Doany – 12 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Faly tena faly aho tonga eto Doany.
Vao nigadona teto aho dia hitako fa maro ny ankizy eto. Efa ao anaty vina novolavolaina MAP2 dia haverina ny tetik’asa fampianarana. Haverina ny fampitaovana anareo ankizy na kits scolaire, fanomezana fanofanana ho an’ny mpampianatra, fanabeazana ho olom-pirenena vanona ary faerenana ny hasin’ny pampianatra.