14:30 > Sambavagna – Alô rô topazantsika hely ny fampanantenana paokaty mahazatry ataon’lay 13 fô!

Hafaliagna zeny! 😂

SAMBAVA-Ireo Fampanantenana nataon’i ANDRY RAJOELINA tamin’ny nandalovany teto SAMBAVA ny 10/10/2018 A 18H30mn ka isaky ny izy avy miteny ireto dia (Weeeeee hoy ny vahoaka niatrika sady narahina rombo matavy mitovy mifangaro voanio) ka hoy izy hoe:
1-Mahafaly ahy androany ny milaza fa hanaovantsika KIANJA manara-penitra mitovy ny any Europe sy Allamgne eto SAMBAVA
2-Efa vitako any ny plan ka hanamboarana gymnase Couvert manara-penitra eto ry tanora ny SAMBAVA .
3-Ka lazaiko aminareo fa ANDRY Rajoelina tsy mba mpandainga,tsy mba mpamadika,fa ny lalana AMBILOBE-VOHEMAR vao lany filoha Repoblika aho dia io no asa voalohany hatomboka.
4-Ho hisy fifaninana baolina eto ka izay mandresy dia mahazo Aomby sy copue tsara tarehy mitovy @ coupe du monde
5-Mbola misy delestage ve aminareo eto?Tsy Jirama izany fa JIRAMATY?Zaho hitondra hazavana aminareo ka eto amintsika hanaovana central solaire anisany lehibe indrindra eto Madagascar ary hihena 25% ny vidin’ny JIRO.
6-Misy tetik’asa iray hohentiko aminareo,misy Panneau solaire+Jiro 04,afaka charger Telephone,io dia tetik’asa ao @ IEM dia zaraina aminareo izay mila izany dia mandoa 2.000Ar /mois dia afaka herin-taona dia lasanareo ilay izy.
7-Izao no teneniko aminareo:Ny tsy fandriampalemana,ny kolikoly,ny tsy fampandrosoana,ny kibo noana,ny saina mivezivezy,solution N.13
8-Ry vahoakan’ny SAMBAVA ,androany aho dia milaza aminao fa tsy fanaovana RADIO ihany no ataontsika eto fa hohasiantsika HOPITAL manara-penitra eto Tompokolahy sy Tompokovavy.
9-Ry Tanora,omena anareo ny Appareil de musculation ho hataontsika eny hamoron-dranomasina
10-Efa hitako ny orin’asa ka asiantsika cimenterie eto MADAGASCAR amin’izay mba ho 20.000Ar /sac ceiment.Ao anatin’ny fotoana fohy hanaovantsika izany
11-Tamin’ny andron’ny Tetezamita dia tena ambony ny vidin’ny LA VANILLE ka zaho milaza amianao fa rehefa filohan’ny repoblika dia ataotsika izay hampiroborobo avo roa eny,avo telo eny ny filiere la vanilla.Hampitomboantsika ny valeur la vanilla
12-Hanao LABORATOIRE special momba ny LA VANILLE izay sangany indrindra aty AFRIKA aho.
IZAHO,IANAO,ISIKA rehetra no hiaraka hanavotra any MADASCAR hoy namaranany ny lahateniny tamin’ny 19H07mn ce 10/10/2018.

(Marino Rajaonina)