Antalaha – 12 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

ANTALAHA
Faly tena faly ny vahoaka Antalaha nihaona mivantana amin’ny kandida Ravalomanana.
Hamerina ny fitokisan’ny vahoaka amin’ny mpitondra amin’ny fametrahana fanjakana tan-dalana sy ny ady amin’ny kolikoly no asa goavana miandry antsika, isany kabariny teto izany.

(Livasoa Razafindrasolo)