Marofinaritra – 12 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Mahafinaritra ahy ny mihaona aminareo eto Marofinaritra. Mijaly noho ny tsy fandriam-pahalemana ny mponina eto. Efa voarafitra ao anatin’ny MAP 2 ny paikady hiadiany amin’izany dia ny fiarovana ny olona sy ny fananany, ny fitsarana, ady amin’ny tsy fahampian-tsakafo, hanavao ny fampitaovana ny mpitandro filaminana (miaramila, polisy, zandary) ary hiaro ny fiandrianam_pirenena.
#fidiodada25