16:30 > Miara-miampita – Voka-pifidianana – HCC Ambohidahy – Vaovao farany

Hadiny iray mahery izao no nolavina daholo ny fitoriana mangataka ny fanafoanana voka-pifidianana eran’ny birao fandatsaham-bato.

Tsy mitombina ohatra ny fanilikilihana ny delegen’ny K25 satria tsy manana porofo mitombina.

Hatreto ny maharesy ny hosoka sy ny halabato ary ny faneriterena.