LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
few clouds
19 ° C
19 °
19 °
52 %
5.7kmh
20 %
Wed
21 °
Thu
21 °
Fri
19 °
Sat
22 °
Sun
24 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons
Cover for Ny Valosoa Vaovao
21,319
Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao

Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala

29 minitra lasa
Ny Valosoa Vaovao

Nitodika tamin'ny prefen'Antananarivo i Paul Bert Rahasimanana na i Rossy, kandida Solombavambahoaka ao amin'ny Boriboritany fahefatra.

Nalefany tany aminy ny horonampeo Whatsapp porofo fa miketrika fangalarambato faobe hanenjika 200 isa isaky ny biraom-pifidianana.

Miantso ny mpitandro ny filaminana hanao fanadihadihana izany tranga izany ny tenany.
... TohinyFintinina

1 CommentComment on Facebook

Merci Honorable !

Madagasikara tsy maintsy mandroso hoy prezidà!📌 Niova ho toy izao ny toeram-pitokanana any anaty biraom-pifidianana.

Ny Filohan'ny CENI, Dama Arsène nanao ny adidiny teny amin'ny EPP Tanjombato ity amin'ny sary ity.

📷 CENI Madagascar

#fifidianana #Solombavambahoaka
... TohinyFintinina

Madagasikara tsy maintsy mandroso hoy prezidà!