COVID-19 – Marc Ravalomanana – “Tsy vitanareo irery io,… ady iombonana ity!”

Tsy manadino anareo vahoaka Malagasy aho. Ady iraisana ity ry vahoaka Malagasy ka vonona aho ny haneho firaisan-kina hamongorantsika izany.

Tsy fotoana fisaraham-bazana izao. Tsy ady seza iahny koa izao tolo-tanana ataoko ho an’ny mpitondra izao.

Andao hiray hina, andao hiray feo handresy ny Coronavirus.