Hamaky ny tohiny:
Pejy 1 – PDF
Pejy 2 – PDF
Pejy 3 – PDF
Pejy 4 – PDF
Pejy 5 – PDF
Pejy 6 – PDF
Pejy 7 – PDF
Pejy 8 – PDF
Pejy rehetra –Ny-Valosoa-Vaovao-13-aprily-2023
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
12/09/2024- Magro Behoririka
Mitohy ihany ny jadona.
... TohinyFintinina
3 CommentsComment on Facebook
Tena toetsain - devoly tanteraka ny toetsain ' ity fitondrana Rajoelina ity ; aiza ve ka rehefa ny mpitan - kazo manga no nanao fitsofan - drano an ' ilay olona hirotsaka hofidiana ho ben ' ny tanana, dia tsy nisy resaka fa dia navela nanatontosa izany hatramin ' ny farany , fa rehefa ny filoha Marc Ravalomanana kosa no mba mikasa hiatrika izany fitsofan - drano izany, indrindra fa @ ' ny alalan ' ny fitoam - pivavahana, dia ezahin - dRqjoelina sakanana @ ' ny alalan ' ny hery famoretana ? Izany ve tsy asan - devoly miarihary ? Misy farany raha jiaby Rajoelina fa miheritrereta a !
Mbola hisy farany Io kah ! Tsy ijanona mandrakizay eo Radomelina sy ny Bebotiny
Fa an'ny Fanjakana ve io toerana iosa an'ny Amerikane e????
11/09/2024- OVEC ISOTRY
Manohana anao hatrany.Fametrahana ireo taratasy ilaina amin’ny filatsahako fidiana ho Ben’ny Tanàna eto Antananarivo Renivohitra.
Fifidianana izay olona hitantana antsika mivantana ity Fifidianana eny anivon’ny Kaominina ity, noho izany dia fotoana izao handraisantsika andraikitra.
Handraisantsika ny fahefana eny ifotony ho fanarenana ny Renivohitra sy ny Firenena ary hanavotana ny Malagasy ity FIFIDIANANA ity koa manentana antsika sahady aho ho vonona handray anjara mavitrika amin’ny zotram-pifidianana rehetra ary ho sahy hiaro ny safidim-bahoaka.
OVEC-Tanà Ville Isotry
... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook