Hamaky ny tohiny:ย Ny Valosoa Vaovao 11 Jolay 2019
LAHATSORATRA FARANY
TOETRANDRO ANDROANY
Ny Valosoa Vaovao
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
TANDREMO!๐ดVao fanombohany fotsiny ny fanakanana an'i Marc Ravalomanana tsy hilatsaka Ben'ny Tanร na, fa raha tena tsy afaka eo tokoa izy, dia tsy afaka hilatsaka intsony mihitsy ity Filoha teo aloha ity, na inona na inona fifidianana ho avy. Izay no tanjon'ity fitondrana ity, ary mitady izay hampalemy ny fanoherana amin'ny ankapobeny mihitsy hoy ny Dรฉputรฉ Fidรจle Razara Pierre.
๐ดRaha tsy mihetsika amin'izao isika dia "dictature" faran'izay henjana no hisy eto hoy izy satria afaka kelikely eo dia hanova ny lalร m-panorenana ihany koa ny Filoha Andry Rajoelina ary afaka hilatsaka indray amin'ny 2028.
๐ดEfa nilaza ihany koa izy fa aza manantena ny hampandresy ny "TSIA" amin'ny referendum izany raha tonga tokoa ny fotoana hanovร na ny lalร m-panorenana.
ยฉ๏ธPolitika Ranoray
... TohinyFintinina
- Likes: 7
- Comments: 1
- Shares: 0
1 CommentComment on Facebook
Aleo hatory eo daholo koa. Merci président jusqu'à la mort
Izay mihitsy! Ramatahora lava izao. Fitondrana jiolahim-boto! Firaisankina no hery ry Malagasy.๐ด ๐๐ก๐ง๐ข๐๐ข ๐ง๐๐ ๐ฆ๐ฌ ๐ฉ๐ข๐ฉ๐ข๐ก๐๐ก๐ ๐๐๐ฅ๐๐๐ฆ๐๐ก๐๐๐ก๐ : "๐ ๐ ๐ฎ๐ฟ๐ฐ ๐ฅ๐๐ฉ๐๐๐ข๐ ๐๐ก๐๐ก๐ ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ ๐ป๐ผ ๐ต๐ผ ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ถ๐ฑ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ ๐ฅ๐ฒ๐ป๐ถ๐๐ผ๐ต๐ถ๐๐ฟ๐ฎ."
Tsy mankasitraka ny fanapahana navoakanโny CENI ny fanoherana manohana ny filoha teo aloha ao anatin'ny fifidianana kaominaly ho avy. Hampiakatra ny raharaha any amin'ny Fitsarana misahana ny ady atao amin'ny fanjakana izy ireo.
โ Mitaratra fanatanterahana kajy politika avokoa ireo fanapahana nivoaka rehetra nanomboka hatrany amin'ny OVEC ka hatrany amin'ny CENI entina hanakanana ny firotsahan-kofidiany hoy izy ireo.
... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook