Raharaha Jirama. Aiza moa izao ireo olona ireo?RAHARAHA JIRAMA
🔴 Nohelohin'ny fitsarana 10 taona asa an-terivozona miampy "dommages - intérêts" mitentina 2.500.000.000Ar avy ireo Tale roa teo aloha #Vonjy_Randriamanga sy #Rivo_Radanielina.
🔴 Anisan'ny vesatra anenjehana azy ireo ilay raharaha "prime" 1 miliara mahery notsinjarain'ireo mpitantana maherin'ny telopolo, ka 144 tapitrisa Ar sy 112 tapitrisa Ar avy no azon'izy roalahy.
🔴 Nahatratra 48 ireo voasaringotra sy voaheloka noho ny fanodikodinam-bola, ny fanararaotam-pahefana, famotsiam-bola sy ny firaisana tsikombakomba. Tsy mbola hita popoka kosa ireo Tale Jeneraly roa teo aloha ireo.
... TohinyFintinina