22 C
Antananarivo
Wed 26 Jan 2022 20:03

LAHATSORATRA FARANY

TOETRANDRO ANDROANY

Antananarivo
few clouds
22 ° C
22 °
22 °
68 %
6.7kmh
20 %
Wed
22 °
Thu
25 °
Fri
26 °
Sat
27 °
Sun
25 °
Comments Box SVG iconsUsed for the like, share, comment, and reaction icons

MAROLAMBO. Miantso vonjy ny mponina. ... TohinyFintinina

2 ora lasa

MAROLAMBO. Miantso vonjy ny mponina.

... TohinyFintinina

9 ora lasa

Mankasitraka. ... TohinyFintinina

22 ora lasa

Mankasitraka.

JIRAMA. ... TohinyFintinina

24 ora lasa

JIRAMA.

... TohinyFintinina

1 andro lasa

Comment on Facebook Tamin’ny alahelo ...

Rip

Tsy vitan’ny mandria ampiadanana fotsiny kosa izany e

Fa zhoana e???

Ny Valosoa Vaovao dia mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana manontolo. ... TohinyFintinina

1 andro lasa

Ny Valosoa Vaovao dia mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana manontolo.

... TohinyFintinina

1 andro lasa

Hay ve mbola tao ity minisitra ity e? Mialà fa tsy zakanao io toeran’io! ... TohinyFintinina

1 andro lasa

Hay ve mbola tao ity minisitra ity e? Mialà fa tsy zakanao io toeran’io!

Comment on Facebook 1764140243706142_4790651404388329

Mody midina hifotony nefa manao études de marché, oe otrin ndray ny bizna azontsika am ty fandalovan'i ANA ty🤔

Rehefa hiletra ny volan’ny malagasy izy tsy miantso mihitsy hoe handao hiara-hihinana nefa

NY LOHANY INDRAY NO MATSATSO

Rehefa mpitondra no tsy modely
Tahaka ny ataonao ry boaikely,
Dia mino izahay fa tsy hanarangarana
Sy tsy hisy eto ny fivoarana!

Hanao arovava aza dia tsy mety.
Manivaka foana, te ho vedety?
Dia inona izany no hevitrao
Amin’ny hanasaziana ireo tsy manao?

Raha ny amin’ny fanaovana vakisiny,
Dia tena ianao no mahazo tsiny
Raha toa mbola telo amin’ny gasy zato
No hany nanao izany tato ho ato!

Ianao no fitaratra ho amin’izany,
Jeren’ireo olona ery ambany.
Kanefa tsy tantiny sy tsy tohany
Rehefa tsy ianao indray no indro “lohany”!

Ka aoka ho fianarana ho an’ny hafa
Rehefa mijoro ary koa mitafa,
Fa aza manivaka n’aiza n’aiza
Tahaka ny zaza tsy tsara taiza!

TSIMIMALO (24-01-22)

www.gvalosoa.net/2022/01/25/ny-lohany-indray-no-matsatso/
... TohinyFintinina

2 andro lasa

NY LOHANY INDRAY NO MATSATSO

Rehefa mpitondra no tsy modely
Tahaka ny ataonao ry boaikely,
Dia mino izahay fa tsy hanarangarana
Sy tsy hisy eto ny fivoarana!

Hanao arovava aza dia tsy mety.
Manivaka foana, te ho vedety?
Dia inona izany no hevitrao
Amin’ny hanasaziana ireo tsy manao?

Raha ny amin’ny fanaovana vakisiny,
Dia tena ianao no mahazo tsiny
Raha toa mbola telo amin’ny gasy zato
No hany nanao izany tato ho ato!

Ianao no fitaratra ho amin’izany,
Jeren’ireo olona ery ambany.
Kanefa tsy tantiny sy tsy tohany
Rehefa tsy ianao indray no indro “lohany”!

Ka aoka ho fianarana ho an’ny hafa
Rehefa mijoro ary koa mitafa,
Fa aza manivaka n’aiza n’aiza
Tahaka ny zaza tsy tsara taiza!

            TSIMIMALO (24-01-22)

http://www.gvalosoa.net/2022/01/25/ny-lohany-indray-no-matsatso/

HO AN’IZA NY AMBASADY ?

Iza marina àry izany ireo mameno ny ambasady?
Ireo mpamadi-palitao, mpanao afera, kamarady,
Sy ireo efa ratsy laza, tena mendrika hogadraina,
Saingy alefa mba hitsoaka fa “iray vatsy iray aina”?

Ny ambasady no novana ho karazana garazy
Entina mba hialofany ary hanavotana azy,
Fa raha mbola eto an-tanàna, tsy hijanona ny feo,
Ka hiakatrakatra hatrany ho fanenjehana azy ireo?

Iza marina àry izany ireo mameno ny ambasady?
Sa iretsy “gasy tapany” izay mpamarina any an-kady?
Havanana amin’ny teny ratsy, indrindra indrindra ny ompa reny,
Sady mpanandevo ny hafa no tsy dia madio fiteny?

Inona àry no antenaina ny amin’ny olona toy ireny
Izay hambara tsotr’izao fa “henatry ny fireneny”?
Ry mpitondra o! mihevera, dia meteza hanadihady.
Tsy hitoeran-jiolahy no nanokafana ambasady!

DADAN’i RIANA (23-01-22)

www.gvalosoa.net/2022/01/25/ho-aniza-ny-ambasady/
... TohinyFintinina

2 andro lasa

HO AN’IZA NY AMBASADY ?

Iza marina àry izany ireo mameno ny ambasady?
Ireo mpamadi-palitao, mpanao afera, kamarady,
Sy ireo efa ratsy laza, tena mendrika hogadraina,
Saingy alefa mba hitsoaka fa “iray vatsy iray aina”?

Ny ambasady no novana ho karazana garazy
Entina mba hialofany ary hanavotana azy,
Fa raha mbola eto an-tanàna, tsy hijanona ny feo,
Ka hiakatrakatra hatrany ho fanenjehana azy ireo?

Iza marina àry izany ireo mameno ny ambasady?
Sa iretsy “gasy tapany” izay mpamarina any an-kady?
Havanana amin’ny teny ratsy, indrindra indrindra ny ompa reny,
Sady mpanandevo ny hafa no tsy dia madio fiteny?

Inona àry no antenaina ny amin’ny olona toy ireny
Izay hambara tsotr’izao fa “henatry ny fireneny”?
Ry mpitondra o! mihevera, dia meteza hanadihady.
Tsy hitoeran-jiolahy no nanokafana ambasady!

            DADAN’i RIANA (23-01-22)

http://www.gvalosoa.net/2022/01/25/ho-aniza-ny-ambasady/

Tsy fotoan’ny fanomezan-tsiny fa tsetsatsetsa tsy aritra e! Alefa prezidà a, vitanao irery io! ... TohinyFintinina

2 andro lasa

Tsy fotoan’ny fanomezan-tsiny fa tsetsatsetsa tsy aritra e! Alefa prezidà a, vitanao irery io!

Comment on Facebook Tsy fotoan’ny ...

Hazavao aminy aloha ny atao hoe « dam » fa tsy hainy. 13+6=18.

tsi itako izay hainy...

VAOVAO MAIKA 24/01/2022 ... TohinyFintinina

2 andro lasa

VAOVAO MAIKA 24/01/2022

Comment on Facebook 🔴🔴VAOVAO MAIKA...

Aza atao hoe iangaviana izany Mon Général fa baiko no omeo hoe tsy maintsy miala teo ianareo ho fiarovana ny ainareo. Raha tsy mahita hatoriana dia mandehana eny amin'ny BAREA

Photos de la publication de Météo Madagascar ... TohinyFintinina

2 andro lasa

ANKADIFOTSY 24/01/2022 ... TohinyFintinina

2 andro lasa

ANKADIFOTSY 24/01/2022

24/01/2022 ... TohinyFintinina

2 andro lasa

24/01/2022

Photos de la publication de Météo Madagascar ... TohinyFintinina

2 andro lasa

24/01/2022 ... TohinyFintinina

2 andro lasa

24/01/2022

Photos de la publication de Météo Madagascar ... TohinyFintinina

2 andro lasa

24/01/2022 ... TohinyFintinina

2 andro lasa

24/01/2022

23/01/2022 ... TohinyFintinina

3 andro lasa

23/01/2022

23/01/2022 ... TohinyFintinina

3 andro lasa

23/01/2022

23/01/2022 ... TohinyFintinina

3 andro lasa

23/01/2022

Mankasitraka. ... TohinyFintinina

3 andro lasa

Mankasitraka.

Comment on Facebook 1764140243706142_4783823328404470

Misaotra azy reo 🙏🙏🙏

IZAO NO TENA IZY FA TSY MANDROKA RANOTAY

refa miasa de miasa fa TSY werawera fona fa itany ny olona fona refa miasa e

Photos de la publication de Chasse-info ... TohinyFintinina

3 andro lasa

Comment on Facebook 1764140243706142_4783816321738504

Jeannie Mamitiana Solofomandimbiharisoa

23/01/2022 ... TohinyFintinina

3 andro lasa

23/01/2022
Load more