Manome toky ny vahoaka Malagasy aho – MANIFESTO

Marc Ravalomanana – Manifesto-PDF

Fandriampahalemana amin’ny lafiny rehetra
Fitsaboana amin’ny ambaratonga rehetra
Fampianarana ho an’ny rehetra
Hampitombo ny fidiram-bola sy ny fahefa-mividy
Hanangana foto-drafitra’asa isaky ny faritra
Fitsinjarana sy fanampariaham-pahefana tena izy
Fitokisan’ny vahoaka amin’ny mpitondra
Hiaro sy hantsara ny tontolo iainana
Hanatsara ny fifandraisana sy fiaraha miasa amin’ny iraisam-pirenena sy vondrom-pirenena