Alahady 2 Septambra – Nanatrika ny ady fihantsiana teo amin’ny taranja ady totohondry ny filoha Marc Ravalomanana tamin’ny tolakandro tao amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina.
Alahady 2 Septambra – Nanatrika ny ady fihantsiana teo amin’ny taranja ady totohondry ny filoha Marc Ravalomanana tamin’ny tolakandro tao amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina.
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
03/05/2024. Ankatso- Sao tsy azonareo mpitondra aza. Mitaky ny zony ny mpianatra fa tsy miantso mpitandro ny filaminana. ... TohinyFintinina
3 CommentsComment on Facebook
Tsara ho azy io
Ka tsy fidiny anireo koa no eo fa baiko
Nihinana aloha ity iraikalahy ity!
Fitondrana tsy misy ilàna azy. Mitaky ny zony ve ny mpianatra dia ny mpitandro ny filaminana no alefanareo any? Omeo ny volany! ... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook